Litera j

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Jijy: a: Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely. - t.i.f.: Jijina, voajijy 1 mijijY, fijijy, mpiiijy I ?ijiana, fijijiana. Ahitsio
Jijy: a.: Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka. 4 Fanaovana na fandaniana tsikelikely. ? Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsars. I Jijina, voajijy / mijijy, fijijy, mpijijy I ijijiana, fijijiana I mahajijy / jijijijy / mijijijijy. Ahitsio
Jila: Jilajila p. t.: Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila. • Fatra-pirona amin'ny fahalianan'ny nofo ka mampiseho izany amin'ny finetsika, fijery, famindra: Tovovauy fila. 1 t.f.f: Mijilajila, fijilajila, mpijilajila / ijilajilàna, fijilajilana I mahajilajila. Ahitsio
Jilarina: (jilatra) mt. ih. (jilaro): Kapaina na didiana somaradimbana, izany hoe tsy mitsatoka fa misolifatra: Nojilariny ny hena hanaovany kitaxa. Ahitsio
Jilatra: a.: Enti-milaza zavatra miendakendaka, mielakelaka. 1 t.i(: Jilarina, voajilatra 1 manjilatra, fanjilatra 1 anjilarana, fanjilarana j jilajilatra. Ahitsio
Jilebo: (Tsm) a.: Mofo amboarina amin'ny ronono sy tantely. Ahitsio
Jilo: Jilojilo p. t.: Marani-doha, mitsflotsilo loha. - t.i.f.: Ajilojilo, voajilojilo 1 mijilojilo I mahajilojilo. ? F.-p.: Lakan-jilo: lakana izay samy matsilotsilo na marani-doha ny eo anoloana sy ny ao afara. Ahitsio
Jina: a : Hasina miraikitra aminjavatra iray, izay tsy azo anaovana vazivazy fa mety hahitan-doza: Manan-jina ny tanindrazana. Ahitsio
Jinadona: (jadona) mt. ih. misy tsofoka in: Tsatohana. Ahitsio
Jinanjana: (janjana) mt. ih. misy tsofoka in: Janjanana, voavely mafy. Ahitsio
Jinery: (jery) mt.ih. misy tsofoka in: Voajery, jerena: Ho nojineriko ny sahanao raha tsy m'y ny orana. Ahitsio
Jingy: Jingina p.t.: Maty novonoina eo no ho eo. ¶ M.h.: Dangy, fohatra, jihitra. Ahitsio
Jinifa: (jifa) mt. ih. misy tsofoka in: Atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan'ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo. Ahitsio
Jinika: Majinika: Fiovan'ny hoe Dinika sy Madinika: Tovolahy malin ika. Ahitsio
Jinina: Jinijinina (jiny) p.i: Sosotsosotra, malonilony vitsy teny. Ahitsio
Jininika: a.: Fikorianan'ny rano na ra na fitetevany tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Ajininika, jininihina, voajininika, tafajininika I mijininika / ijininihana, fijininihana. Ahitsio
Jininja: (jinja) mt.ih. misy tsofoka in: Voajinja, jinjaina, voafira: Tsy mbola nojininja angaha ny varinareo, r'ise? Ahitsio
Jinja: a.: Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin'ny antsy: Jinja vary. - t.i.f.: Jinjàna, jinjaina, ajinja, voajinja 1 mijinja, fijinja, mpijinja 1 ijinjana, fijinjàna 1 mifanjinja 1 mahajinja 1 jin-jany. Ahitsio
Jinjana: na Jinjaina (jinja) mt. h. (jinjao): Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjaina ny varintsika rahampitso. ? Azo otazana: Inona no soa hojinjain'ny kamolahy, hoy ianao? Ahitsio
Jinjilava: (Tsm) a: Lokanga voatavo tokan-tady. Ahitsio