Litera j

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Jomo: Jomojomo a: Fanaovana teny an-tsokosoko, resaka afinafenina, bitsibitsika mba hanangolena. 6 Li. f.: Jomoina, jomojomoina, voajomojomo / mijomojomo, fijomo, mpijomo / ijomoana, fijomoana I mahajomo. Ahitsio
Jomohina: (jomoka) p.t.: Tsy be teny, tsy be resaka aratoetra: Tsy mbola nahita zazauauy kely jomohina toy izany aho. Ahitsio
Jomoina: Jomojomoina (jomo) mt.ih. (jomoy, jomojomoy): Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany. ~ Angolena, tarihina amin'ny teny malefaka: Nojomojomoin'ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin'ny farany. Ahitsio
Jomóka: p. t.: Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka — (jer. Jam6ka): Touolahy jomôka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany. i t. j. f : Ajomoka, jomohina. Ahitsio
Jonenika: Jar. Bonenika. Ahitsio
Jonetra: p.t.: Manjombona amin'alahelo, manjonitra, mitakoko sady mangina. - t.i.f.: Mijonetra, manjonetra, fijonetra, fartijonetra, mpijonetra, mpanjonetra. Ahitsio
Jongijongy: Jongojongo a: Fandehanana irery tsy mananamana, zaingizaingy. - t.i.f.:Ajongijongy,tafajongijongy I mijongijongy, fijongijongy, mpijongijongy I ijongtiongiana, fijongijongiana / mahajongijongy. Ahitsio
Jongina: (jongy) mt.ih. (jongio): Asiana zaitra amin'ny sisiny: Jongio kely ange ny lambako e. Ahitsio
Jongy: a.: Zaitra na vikavika amin'ny sisin-damba, dify. - t.i.f.: Jongina, ajongy, voajongy / manjongy, fanjongy, mpanjongy 1 anjongiana, f anjongiana / mahajongy. Ahitsio
Jongy: p. t.: Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin'olona. Ahitsio
Jonitra: a: Fitakokoana toa marary noho ny alahelo. 1 t.i.f.: Manjonitra, fanjonitra, mpanjonitra / jonijonitra. Ahitsio
Jonjona: a.: Fandehanana tsy miherikerika, fandrosoana mahitsy hatrany tsy mba miresaka. i t.if.: Ajonjona, tafajonjona / mijonjona, fijonjona 1 ijonjonana, fijonjonana I mahajonjona J jonjonjonjona I fanjonjonana. Ahitsio
Jono: a.: Hanina atao amin'ny fintana hamandrihana hazandrano. ? Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin'ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin'ny sasany hamerezana ny tanora ? Vokatry ny fakana biby na olona amin'ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? 1 Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin'ny ankizy madinika + t.i.f.: Jonoina, ajono, voajono / manjono, fanjono, mpanjono I anjonoana, fanjonoana I mahajono I jonojono. ¶ M.h.: Fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka — Mis), heuitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka Ahitsio
Jono: (Br) a: Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony. Ahitsio
Jonoina: (jonc.) mt, ih. (jonoy): Alafna amin'ny jono, alaina na tarihina amin'ny fomba kinga ary saro-toherina, angolena, kolikolena: Nojonoiny teny ny zana-dRakoto dia lasany tamin'ny farany. Ahitsio
Jononoka: a.: Fiavian'ny aralia tsy miato; fikorianan'ny ranomaso tsy an-kijanona. i t. i f : Ajononoka, tafajononoka 1 mijononoka, fijononoka / ijononohana, fijononohana / mahajononoka. Ahitsio
Jony: na Jono a.: Fandosirana mangingina (ny olona iasana na ny havana). i Manjony, fanjony, mpanjony I anjoniana, fanjoniana I jonijony. Ahitsio
Jopelika: Jopelana, Jopiaka a: Hazavana mamiratra sy mitaratra; taratra mahajambena. 1 t. if : Manjopelaka, manjopelana, manjopiaka; fanjope• laka, fanjopelana, fanjopiaka 1 jopelapelaka, jopelapelana, jopiapiaka. Ahitsio
Jorery: a: Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin'ny fahavaratra ny jorerilahy maneno mafy sady lavareny. ~ p.t.: Malahelo, manjoretra. Ahitsio
Joretra: p. t.: Mitakoko malahelo tsy miteny. i tif: Mijoretra, manjoretra, fanjoretra, mpanjoretra 1 mahajoretra. ~ M.h.: Manjoretra, manjonitra, manjokaiky, mijoretra, mijonetra, manjonetra, mitokiky, jiny, toretra, jorery. Ahitsio