Litera j

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Jambena: p, t.: Mipendrampendrana noho ny hazavana ma-mono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra. • h.o.: Azon'ny fahasahiranana mafy. - t.i.f.: Manjambena, f anjambena, mpanjambena / jambe-na. Ahitsio
Jamoka: p.t.: Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jombka anefa no fiteny matetika kokoa). - t.i.f.: Mijamoka, fijamoka, mpijamoka / mahajamoka, jamomoka. Ahitsio
Jamoka: a.: Anarana niantsoana ny omby taloha. Ahitsio
Jananaika: na Jananaka a: Firotsahan'ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan'ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin'ny ratra. - t.i.f.: Ajananaika, tafajananaika / mijananaika, fijananaika, mpijananaika / mahajananaika. Ahitsio
Janga: Jangajanga p.t.: Mpanaram-po amin'ny fitondrantena ratsy, milfba amin'ny fahalianana ara-nofo: Notorahin'ny olona ilay uehivauy janga. ? Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin'olona tsy vadiny. - t.i.f.: Mtiangajanga, fijangajanga, mpijangajanga / gangajangana, fijangajangana. Ahitsio
Janga: (Ski) p. G: Sitrana. Ahitsio
Janga: p. t: Enti-milaza ny loba miranga ary mitraka tsara: Janga loha ir? zazavavy Ahitsio
Jango: Jangojango p. t.: Vaventy sy lava ratsy bika. Ahitsio
Jangoranga: p. t.: Vaventy la-va ne fa ratsy bika. Ahitsio
Janjana: a.: Fikapana amin-java-maranitra ho tapaka avy hatrany, fanapahan-kevitra hentitra, fanovan-javatra tsara maty paika. i ti.f.: Janjanana, ajanjana, voajanjana, nojinanjana 1 manjanjana, fanjanjana, mpanjanjana / anjanjanana, fanjanjanana / mahajanjana / janjanjanjana 1 majanjana. Ahitsio
Janjanana: (janjana) mt. ih. (janjano): Asiana, velezina mafy: Nojanjanan'ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kininina ka tapaka hentitra tery. • Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony. Ahitsio
janona:Fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). i t.i.f.: Ajanona, voajanona, tafajanona / manajanona, manjanona, fanajanona, fanjanona, mpanajanona, mpanjanona / anajanonana, anjanonana, fanajanonana, fanjanonana / mijanona, fijanona, mpijanona / ijanonana, fijanonana / mahajanona 1 janonjanona. Ahitsio
Jany: a: Anaran'aretina. Janina p. t.: Mararin'ny jany. Ahitsio
Jao: (Tsm.) a.: Ombalahy tsy vositra. Ahitsio
Jao: Jaojao p.t. sady a: Sady avo no lehibe. 1 Enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka. Ahitsio
Jaobe: p. t.: Ngezabe. Ahitsio
Jaomalanga: a.: Satroka bonetra avo vatana ary ny sisiny mihoronamiakatra Ahitsio
Japina: (japy) mt.ih. (japio): Ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana: Nojapiny (Lay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy. Ahitsio
Japirona: (fr. les éperons) a.: Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin'ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny Idbony. Ahitsio
Japoney: (fr. japonais) a: Ny firenena monina any amin' ny tanin'i Japan: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney. ? p.t.: Momba an'i Japan, na an'i Japan na avy any Japan: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney. Ahitsio