Litera p

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Pelapelahina: (pelapelaka) mt. ih. (pelapelaho): Fisahana. Ahitsio
Pelarana: (pelatra) mt, pdr. (petaro): Asiana, tefohana tehamaina. Ahitsio
Pelatra: a.: Famelezana amin' ny zavatra fisapisaka, famelezana tehamaina. - t.i.f.: Pelarana, apelatra, voapelatra, pinelatra 1 mipelatra, fipelatra 1 mahapelatra / pelapelatra 1 mamelapelatra, famelapelatra, mpamelapelatra 1 amelapelaxana, famelapelarana. Ahitsio
Pelika: na Pelipelika a.: Hetsiketsika; fihetsiky ny olona jejo mipilapilaka. - t.i.f,: Pelipelehina, apelipelika, voapelipelika, tafapefipelika 1 manapelipelika, fanapelipelika, mpanapelipelika 1 anapelipelehana, fanapelipelehana / mipelipelika, fipelipelika, mpipelipelika 1 ipelipelehana, fipelipelehana 1 mahapelipelika. Ahitsio
Pelipelehina: (pelipelika) mt. ih. (pelipeleho): Hetsiketsehina, apilapilaka. Ahitsio
Pempena: a.: Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa, i Pempenina, apempena, tafapempena 1 mipempena 1 ipempenana, fipempenana 1 mahapempena. Ahitsio
Pempenina: (pempena) mt. ih.: Enti-milaza zavatra itotototoana, ivezivezena atsy sy aroa noho ny fahatairana. Ahitsio
Pempo: p.t.: Mitovy amin'ny pepo, izay fiteny matetika kokoa. Ahitsio
Pendenana: Pendenina (pendina) mt. ih. (pendeno): Lotoina, asianapentina, Ahitsio
Pendina: a.: Pentina man doto. I t.i.f.: Pendenana, pendenina, apendina, voapendina, manapendina, fanapendina, mpanapendina 1 anapendenana, fanapendenana / mipendina, fipendina 1 ipendenana, fipendenana 1 mahapendina 1 pendimpendina / mamendimpendina / mipendimpendina. Ahitsio
Pendo: p. t.: Kely endrika: Ankizivavy kely pendo. Ahitsio
Pendrampendrana: p. t.: Jembijemby, tsy mahita tsara no-ho ny hazavana mitaratra. 6 t.i.f.: Pendrampendrana, apendrampendrana, voapendrampendrana 1 mamendrampendrana, famendrampendrana 1 mipendrampendrana, fipendrampendrana. Ahitsio
Pendrampendranina: (pendrampendrana) mt. ih. (pendrampendrano): Atao izay hahajemby. Ahitsio
Penefo: (angl. penknife) a.: Antsipika. Ahitsio
Penimpenenina: (penimpenina) mt ih. (penimpeneno): Asaina mitotototo ets? sy er?. Ahitsio
Penimpenina: a.: Fivezivezena ets? sy er? mitady zavatra, na taitra ka tsy mahita izay horaisina na han dosirana. i tif: Apenimpenina, penimpenina, tafapenimpenina 1 mipenimpenina, fipenimpenina, mpipenimpenina 1 ipenimpenenana, fipenimpenenana 1 mahapenimpenina. Ahitsio
Penina: (angl. pen) a.: Vy kely fanoratana amin'ny ranomainty: Lelam-penina: ilay vy kely fanoratana mihitsy; tahom-penina: ny hazo na metaly lavalava misy varombo idiran'ny lelam-penina. Ahitsio
Penjena: (penjina) mt, ih. (penjeo): Tazonina sady terena ho poritra mafy, giazina, gejaina. Ahitsio
Penjy: ft.: Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy. - t.i.f.: Apenjy, penjena, voapenjy. Ahitsio
Penjy: a.: Karazan'ahitra fanao satroka. Ahitsio