Litera v

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Vatosanga: a.: Karazam-bato rehefa dorana 1500 mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra. Ahitsio
Vatosoa: a.: Karazam-bato sarYObidy noho ny hasoany. Ahitsio
Vatosokay: a.: Karazam-bato inlay sokay. Ahitsio
Vatosokina: a: Karazam-bato fasipasehina na misy mivongambongana kely madinika. Ahitsio
Vatosolaitra: a.: Karazam-bato mihelakelaka na miselatselaka. Ahitsio
Vatotsileondoza: a.: Karazambatosoa. Ahitsio
Vatovandana: na Marbra o.: Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra. Ahitsio
Vatovary: na Vatoasana a.: Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy. Ahitsio
Vatovy: a.: Karazam-bato mafy mainty avy amin'ny volkano. Ahitsio
Vatra: ft.: Vanditra amin'ny tena avy amin'ny kapoka na tady namatorana. i t. L f.: Mivatra, fivatra 1 vatravatra. Ahitsio
Vatra: a: Voakarakara, voakolokolo: Ho oatranao ve ireto zaza ireto? ? Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako na oviana na oviana io mpampianatraio. 1 Vita, azo a-tao: Tsy vatrany, hono, ny hiakatra at? isan'andro. ~ Aritra, zaka: Moa ho vatranao ve ny hofanana any amoron-tsiraka? - t.i.f.: Varina I mahavatra, fahavatra, mpahavatra / ahavarana, fahavarana / mankavatra / mifankavatra I ifankavarana, fifankavarana / vabatra. Ahitsio
Vatra: (t. tr.) a.: Rian-tapaka. Ahitsio
Vatravatra: a.: Fahatongavana rodobe amin-kery. ? Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy. 1 t.Lf.: Vatravatraina, avatravatra, voavatravatra / mamatravatra / amatravatrana, famatravatrana I mivatravatra, fivatravatra, mpivatravatra / ivatravatràna, fivatravatràna. Ahitsio
Vatravatraina: (vatravatra) mt. ih. (uatravatrao): Entina na tenenina mahery. Ahitsio
Vatritra: (t. tr.) a: Taolana. Ahitsio
Vatritrika: Mitovy amin'ny Trfngitringy. 6 t.Lf.: Mivatritrika. Ahitsio
Vatsavatsa: a.: Kamentsona, pentsompentsona, habasiambava; taria. • p. t.: Basivava. - t.i.f.: Vatsavatsaina, avatsavatsa, voavatsavatsa / marnatsavatsava, famatsavatsa, mpamatsavatsa ) amatsavatsana, famatsavatsana / mivatsavatsa, fivatsavatsa, mpivatsavatsa / ivatsavatsana, fivatsavatsana 1 mifampivatsavatsa / mahavatsavatsa. Ahitsio
Vatsavatsaina: (eatsavatsa) mt. ih. (uotsavatsào): Tariavina, kamentsonina. Ahitsio
Vatsina: (vatsy) mt. ih. (vatsio): Omena vatsy: Handeha tauitra izy ka uatsio tsora Ahitsio
Vatsy: a.: Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. - t.i.f.: Vatsina, avatsy, voavatsy, vinatsy / mamatsy, famatsy, mpamatsy I amatsiana, famatsiana / mivatsy, fivatsy, mpivatsy I ivatsiana, fivatsiana 1 mahavatsy. Ahitsio