Teny nampidirina farany

goaika
[ral_]
:goaiky, karazam-borona mainty, fotsy tenda. oh: Ny feon-goaika no annaitra azy ireo ka nahatrarany ireto fahavalo. Ahitsio
karao
[litamaholy]
:Ny karao dia fonjam-by fisaka matevina miendrika telozoro misy tangozany eo an-tampony izay atono amin'ny afon'arina mba hipasohana sy hanalana oritra ny akanjo avy nosasaina na notehirizina tao am-bata. Ahitsio
firehana
[SabotsyK]
:fironan'ny saina mankany amin'ny foto-kevitra iray Ahitsio
Finday
[hery]
:telefonina fitondra mandehandeha Ahitsio
Finday
[hery]
:tenim-paritra tandrefana: fitondra. Minday: mitondra. Oh: tsy minday pasazy, tsy mitondra mpandeha Ahitsio
tapelaka
[Laaris]
:mipelaka:midika fisaka na mivelatra be.ravina tapelaka Ahitsio
vetso
[hery]
:Tononkalo an-tsento. Rindran-teny milanto. Tanisan-teny Ahitsio
vetsovetso
[hery]
:Jer. [vetso] Ahitsio
menona
[hery]
:Ngonona, mimenona, mimenomenona Ahitsio
mpanome
[hery]
:Izay manome Ahitsio
atapina
[hery]
:entina manapina, oh. atapina lavaka Ahitsio
asovony
[hery]
:jer. [sovoka], asovoka, asisika Ahitsio
hainy
[hery]
:jer. [hay], fantany Ahitsio
milasia
[hery]
:Jer. [lasy] mitoera, manangàna lasy hitobiana Ahitsio
holatry
[hery]
:jereo. [holatra] Ahitsio
tantiko
[hery]
:jer. [tanty], zakako, aritro Ahitsio
ahasiny
[hery]
:Jereo [hasina], [manasina], [ahasina] Ahitsio
handà
[hery]
:jereo [mandà], tsy manaiky Ahitsio
fenoy
[hery]
:Jereo [feno], totofy, ataovy safononoka Ahitsio
Lelany
[hery]
:Jer. [Lela] Ahitsio