Teny nampidirina farany

ombay
[hery]
:omeo, fangatahana, Oh: Ombay làlana tompoko. Ahitsio
menainy
[hery]
:Jer. [mena], ataony mena. Ahitsio
Navoaka
[hery]
:Jereko [voaka], nesorina avy ao anaty, natao any ivelany Ahitsio
miasa
[hery]
:Jer. [asa], manao asa, mamelon-tena, mitady vola Ahitsio
Atopazo
[hery]
:jereo [topy] : jereo, todiho, alefa any ny fijery. Oh : atopazy manodidina ny masonao dia ho hitanao fa soa ny zavaboahary! Ahitsio
niandry
[ANARIM]
:jereo [andry] : nijanona tsy nihetsika teo fa toy ny hoe hisy olona na zavatra tonga. Oh : niandry anao teo foana aho! Ahitsio
tsaky
[ANARIM]
:tsaky na tsakitsaky : zava-pihinana matetika ivelan'ny fotoan'ny sakafo telo isanan'andro (maraina, antoandro, hariva) ka ny sakafo ohanina anelanelan'ireo fotoana ireo no atao hoe tsaky Ahitsio
adiko
[ANARIM]
:jereo [ady] : tolona, fihatrehana zavatra sarotra. Oh : rehefa maty aho angamba vao ho tapitra ny adiko! (izany hoe miatrika zavatra sarotra foana) Ahitsio
banjino
[ANARIM]
:jereo [banjina] : jereo, itodiho. oh : aza variana miondrika intsony fa banjino amin'izay ny ho avinao anaka! Ahitsio
androny
[ANARIM]
:jereo [andro] : androko, andronao, androny, androntsika. oh: mitandrema tsara amin'ny sery fa androny izao fotoan'ny ririnina izao! Ahitsio
matsiro
[ANARIM]
:jereo [tsiro] : manana tsiro tsara. oh : matsiro tokoa izany sakafo androany izany, tsy tahaka ilay omaly tena ratsy ery! Ahitsio
jokoiko
[ANARIM]
:(ftt : joko) tsiriahana tampoka. oh : jokoiko eo io raha vao resin-tory eo! Ahitsio
vinanio
[ANARIM]
:avy amin'ny ftt "vinany" : ezaho fantarina, fantaro, alaivo sary an-tsaina Ahitsio
fongory
[ANARIM]
:mt. avy amin'ny foto-teny "ongotra" midika hoe esory, foano Ahitsio
kindy
[ANARIM]
:a. entina manambara ny fitaovam-pananahana maha vehivavy ny vehivavy Ahitsio
olonay
[cirehs2n]
:teny hilazana olona fantatra na fianakaviana na namana ... olonay ,olonareo,olon-tsika. Ahitsio
Rasao
[hery]
:Teny madidy avy amin'ny [rasa] [mandrasa] Ahitsio
Nino
[hery]
:Jereo ny [mino] [finoana] Ahitsio
Atiko
[hery]
:Jereo ny [aty] Ahitsio
Hisy
[hery]
:Hoavy amin'ny [Misy] Ahitsio