Teny nampidirina farany

Vongatraka
[admin]
: p.t.: Mena midorehitra. - t.i.f: Mivongatraka. Ahitsio
Vonganina
[admin]
: (vongana) mt. ih. (vongany): Didiana atao tsoriany. Ahitsio
Vongana
[admin]
: a.: Didy na tsorianjavatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena. - t.i.f.: Vonganina, avongana, voavongana / marnongana, famongana, mpamongana / amonganana, famonganana / mivongana, fivongana, mpivongana 1 ivonganana, fivonganana / mahavongana / vongambongana. Ahitsio
Vongaka
[admin]
: a.: Mitovy amin'ny Vongika. Ahitsio
Vongaingy
[admin]
: sy Vongaingika a.: Fiforetana eo ambany entamavesatra. - t.i.f.: Avongaingy, tafavongaingy 1 manavongaingy / mivongaingy, fivongaingy, mpivongaingy / ivongaingena, fivongaingena, fivongaingehana / mahavongaingy / vongaingingaingy. Ahitsio
Vongadina
[admin]
: (vongady) mt. ih. (vongadio): Vidfna mitambatra: Novongadin-dRanaivo daholo ny taratasy rehetra tao amin'ilay mpivaro-boky. Ahitsio
Vongady
[admin]
: a.: Vongana iray manontolo mitsinkasina ho azy er?. 1 t.Lf.: Vongadina, avongady, voavongady, tafavongady / mamongady, famongady, mpamongady / amongadiana, famongadiana / mivongady, fivongady, mpivongady 1 ivongadiana, fivongadiana / mahavongady / vongadingady. Ahitsio
Vonenina
[admin]
: a.: Karazan-javamaniry fanao fanafody (Vinca Rosea). Ahitsio
Vondrona
[admin]
: a.: Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona). ? Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray. • Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana). 6 Avondrona, voavondrona / mivondrona, fivondrona, mpivondrona / ivondronana, fivondronana I vondrombondrona. Ahitsio
Vondromay
[admin]
:(Tsm) a.: Omby mavo misy pentina mena na maintimainty eny amin'ny lohany, hatony, vozony. Ahitsio
Vondrakandohany
[admin]
: (Tsm) a,: Karazam-boatavo izay endasina toy ny voanjo ny voanY. Ahitsio
Vondraka
[admin]
: p.t.: Matavy, be menaka. - t.i.f.: Vondrahina, voavondraka, vinondraka 1 mamondraka, famondraka, mpamondrakal amondrahana, faniondrahana 1 mivondraka, fivondraka, mpivondraka 1 ivondrahana, fivondrahana 1 mahavondraka 1 vondrabondraka. Ahitsio
Vondrahina
[admin]
: (vondraka) mt. th, (vondrdho): Hatavezina, afahy: Vondrahy tsara io kisoa io fa hovonoina amin'ny fety. Ahitsio
Vona
[admin]
: a: Tonon-kofehy na tady, afatotra amin'ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarouanao ny hafatra. - t.i.f.: Avons, voavonal mam8na, fambna, mpamdns •l amonana, famonana 1 mivona, fivona 1 ivonana, fivonana 1 mahavona 1 vombona. - F.-p.: Vom-bolo: ny fototry ny volo nobangoina. / Vom-pisaka: fomba fibango volo. / Von'ah{tra: ahitra na-siffla fototra mibokoboko. I Von-kofehy: kofehy misy tonony mifatotra. / Von-kotrana: fomba fambango vo-Io. / Von-tady: tady misy tonony na nasiana fototra mibokoboko, fantatra indrindra tamin'ny andro taloha teo amin'ny dinam-pokonolona. (Tao an-tranon' ny ben'ny tanàna, dia nisY tady navbna mba ho fampahatsiahivana sy ho antoky ny fahatanterahan'ny dina ka teo no nanome toky ny fokonolona: "Tsy miova vontady amin'ny dina nifanaovana izahay"). / Von- teny: fahafahana amin'ny teny nataon'ny Razana. Ahitsio
Vombory
[admin]
: na Tsaramaha (Btl) a.: Randram-bolo betsileo atao mivona boribory endrika. Ahitsio
Vombo
[admin]
: na Vombona na Vovona a,: Ny volon'ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitya. 1 Ny rixan-damosin'ny hazandrano. - F,-p,: Manangam-bombo, manangam-bombona na manangam-bovona: tezitra na ta hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka. Ahitsio
Volovolo
[admin]
: a.: Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin'nY "Tay"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy !no-na. Vomanga a,: ZavamanirY mandady. fihinana ny raviny sy ny vodiny. Maro karazana ny vomanga dia ny: Vo mangafalad iangisa: karazam-bomanga izay miendrika faladian-gisa ny raviny; vomangahoda: vomanga kely ladina; vomanga masombika: misy kinifinifiny ny raviny; vomangambato: sarisarimbomanga; vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina. Ahitsio
Volovato
[admin]
: a.: Karazana volo. Ahitsio
Volovaliha
[admin]
: a.: Karazana volo fanaovana valfha. Ahitsio
Volotsangana
[admin]
: a.: Karazana vo-Io madinika fampiasa indrindra hanaovana varivary na valindrihana. Ahitsio