Teny nampidirina farany

Volosanga
[admin]
: a.: Karazana volo. Ahitsio
Volosana
[admin]
: (volo) mt. ih. (volosy): Ongotans ny volony: Volbsy haingana io akoho io hatao laoka. Ahitsio
Volory
[admin]
: (fr. velours) a: Karazan-damba matevintevina misy volony, nefs tsy mitsibolobolo akory fa malambolambo sady mamiratra. Ahitsio
Volontsomaka
[admin]
: a.: Volo maniry eo ambany saoka na eo ambanin'ny molotra ambany. ¶ M:h.: Somotra, Ahitsio
Volontera
[admin]
: (fr. volontaire) a.: Miaramila tsy voantso fa nilatsaka an-tsitrapo faha-Ranavalona III, Ahitsio
Volontany
[admin]
: a.: Ahitra kely. ~ Loko mifandraika amin'nY volon'ny tany. it Fombantany. Ahitsio
Volonondry
[admin]
: a.: Lamba vita amin'ny volon'ny ondry. Ahitsio
Volonkotona
[admin]
: a.: Karazan'ahidrano. Ahitsio
Volonkary
[admin]
: a. na p.t.: Loko mavo mifariparitra. Ahitsio
Volonina
[admin]
: na Volombolonina (volona) mt. ih.: Ala-nenina mba haverina (afn'olona efa ho faty). Ahitsio
Volony
[admin]
: p.t.: Miendrika ho, tsars ho, miseho ho: Volony hanao marina Rakoto izany! Ahitsio
Volondavenona
[admin]
: a sady p.t.: Loko mania tanora toy ny an'ny lavenona. Ahitsio
Volonamalona
[admin]
: a. na p, t.: Loko mavo maitso somary mainty malefaka. Ahitsio
Volona
[admin]
: ft.: Ala nenina atao mba hamerenana ny ain'ny olona efa ho faty. - t.i.f.: Volonina, volombolonina. Ahitsio
Volomparasy
[admin]
: a. nap.t.: Loko mania mena. Ahitsio
Volomisaona
[admin]
: (Btl) a.: Randram-bolo betsileo faneo rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin'ny ila sofina roa ny vo-Io. Ahitsio
Volombodimpona
[admin]
: a.: Anarankazo tsars sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be haingo, sokitra, fanaka sarobidy. Ahitsio
Volomboahangy
[admin]
: a. na p.t.: Loko mena mavo. Ahitsio
Volombitsika
[admin]
: a, na p.t.: Teny ilazana ny lako mavo mena. Ahitsio
Volombava
[admin]
: a.: Volo maniry eo ambonin'ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany, 1 h.i.: Ny volo manixy eo ambanY saoka, izay atao hoe "Volon-tsômaka" amin'ny tena anarany: Ingahibe be volombava. Ahitsio