Teny nampidirina farany

Vodivodiana
[admin]
: p.t.: Mahimahina, feno ahiahy ambony ihany. - i t.i.f.: Mahavodivodiana, fahavodivodiana. Ahitsio
Vodivoampelatanana
[admin]
: a: Halavan-drefy mitovy amin'ny haben'ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan'ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin'ny voantondro dimy. Ahitsio
Voditronga
[admin]
: a.: Ny tapany ambany amin'ny tahon'ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo. Ahitsio
Vodiondry
[admin]
: a: Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian'ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisait' ny fototry ny fanambadiana ka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" — Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". - F.-p.: Vodiondrim-barotra: vola omena mialoha ho fandraiketam-barotra. Ahitsio
Vodifahitra
[admin]
: a: Lavaka ivoahan'ny fako sy ny zezika rehetra avy ao am-pahitra. Ahitsio
Vodiahitrarivo
[admin]
: a: Ny tantsaha mamboly mandadiana. Ahitsio
Vody
[admin]
: a.: Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan'ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika. ~ Ny faritra ambany amin'ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay. ~ Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano. ~ Ny farany ambany amin'ny lava-ka, na ny faxa laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka. Vody laharona ~ Ny fakan' ny zavamanlxy fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. i t.if.: Mamody. Ahitsio
Voazavo
[admin]
: a.: Karazana voatango mena aty izay Ialta betsaka any atslmo, fihinana man-ta ka mampangatsiatsiaka aoka izany. Ahitsio
Voazato
[admin]
: a: Karazan-javamani--, ry fihinam-boa, paokanelina. Ahitsio
Voavotaka
[admin]
: a.: Anaran-kazo fihinam-boa (Brehmia spinosa). Ahitsio
Voavola
[admin]
: a.: Anaram-piravaka voahangy na volamena na ankosotra. Ahitsio
Voavitsy
[admin]
: a: Kibon-dranio. Ahitsio
Voavary
[admin]
: a.: Atodin-kankana hita amin'ny nofon-kisoa. ét.if.: Mamoavary. Ahitsio
Voavahiatatra
[admin]
: a.: Karazana tsaramaso dia (Dolichos). Ahitsio
Voavahy
[admin]
: o.: Karazan-tsaramaso; tsiaridrafy. Ahitsio
Voatra
[admin]
: a.: Lamina, karakara. 1 t.if.: Amboarina, voavoatra, voamboatra / mamboatra; manamboatra, fanamboatra, mpanamboatra j anamboarana, fanamboarana / mivoatra, fivoatra, mpivoatra / ivoarana, fivoarana ) mahavoatra / voaboatra. Ahitsio
Voatohaka
[admin]
: a.: Kazaram-bibikely toy ny tsingala any anaty rano, maharary fanaikitra. Ahitsio
Voatiry
[admin]
: (fr. voiture) a.: Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy enta-na. Ahitsio
Voatavotsiafakamboa
[admin]
: a.: Karazana voatavoarivolahy, lehibe vody, ataon'ny olona siny fantsakana. Ahitsio
Voatavotamenakatodiakoho
[admin]
: a.: Ny karazam-boatavobozaka kely indrindra. Ahitsio