Teny nampidirina farany

Vavina
[admin]
: na Vavena (vauy) mt. ih. (oavio, uaueo): Asianavavin-drafitra. Ahitsio
Vaviana
[admin]
: (vauy) mt. ih. (uauio): Enti-milaza ny biby roa (lahy sy vavy) ampiarahina. - vaviana: vavy anaka, tsy miteraka raha tsy vavy. oh: vaviana ramatoa Rasoa. - fivaviana: enti- milaza n'y fitaovam- pananahan'ny vehivavy Ahitsio
Vavy
[admin]
: a: Olona na biby ma-nana toe-batana natao hiteraka. - t.i.f.: Vaviana, vavina, va-vans / mavavy, famavy, mpamavy. Ahitsio
Vaventy
[admin]
: p.t.: Lehibe: Olombauenty. 1 Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona uauenty tokoa izay nireaaka taminay izay! 1 Bakatraka: Vauenty fahana ity lamba ity. - t.i.f.: Vaventiventy I haventesana. - F.-p.: Vaventy fiavy: manao an-keriny. / Vaventy fiteny: enti-milaza olona toa mandidididy raha miteny. / Vauenty be: goavana, goay be, babangony. Ahitsio
Vavavokaka
[admin]
: (t, tr.) a.: Lavaka fanototra eo anoloan'ny varavaram-pasana. Ahitsio
Vavatra
[admin]
: a.: Fatitra na tatatra kely. 1 Vaha, velatra. 1 Famosahan-kevitra, filazana. - t.i.f.: Vavarana, avavatra, voavavatra / mamavatra, famavatra, mpamavatra / amavarana, famavarana I mahavavatra. Ahitsio
Vavarano
[admin]
: o.: Toerana fiafaran'ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany. 1 Fihaonan-drenirano roa. 1 Halehiben'ny sakan'ny renirano na ny ony iray. Ahitsio
Vavarana
[admin]
: (uauatra) mt. ih. (uavàro): Tatahana kely. • Vahana, velarina. 1 Aseho, ambara, aposaka. Ahitsio
Vavana
[admin]
:(vava) mt ih. (vavao): Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vauào ity ampiantany ity. 1 p. t.: Basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivauy vavana izany! Ahitsio
Vavaloza
[admin]
: a.: Vavan'ny votry. 1 Vava tafondro. 1 Zavamaniry tenehina anaovana fanafody aretim-bavony. Ahitsio
Vavaka
[admin]
: a: Fitsaohana sy fangatahana atao amin'Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivauy iny. 1 tif: Voavavaka I mivavaka, fivavaka, mpivavaka I ivavahana, fivavahana / mifampivavaka / mampivavaka / mahavavaka I vavabavaka. Ahitsio
Vavahoana
[admin]
: a: Tany mitriatra, lempona. / Fotoana farany iafnana: Efa eo om-bauahoana ihany ilay marary notsidihinay omaly. Ahitsio
Vavahoala
[admin]
: a.: Toerana andehanan'ny rano avy eny an-keniheny. Ahitsio
Vavahady
[admin]
: a.: Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin'ny tanàna na sahan'olona iray. 1 Vavan'ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka na-tao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin'ny zoro firarazana na eo amin'ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben'ny trano). - F.-p.: Kabary ambony uauahody: -kabary mipoapoaka natao hampirehidrehitra ny vahoaka. Ahitsio
Vavaha
[admin]
: a.: Hazandrano lehibe misy tandrony tokana fisaka voaravaky ny nifiny. Ahitsio
Vavafo
[admin]
: na Ambavafo a.: Ny lempona eo ambanin'ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty. Ahitsio
Vavadidy
[admin]
: a: Loaka atao amin' ny fanambanin'ny lafaoro fanempoana vy, mba handehanan'ny rivotra tsara mampirehitra ny afo. Ahitsio
Vava
[admin]
: a.: Fiandohan'ny lalankanina, izay eo afovoany ambanimbany amin'ny tarehy no misy azy, art' misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy amban?: Ao anatin'ny voua no misy ny lela sy ny nify. 1 Faritra misy loaka amin'ny zavatra énankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Veina tafondro. 1 Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Voua fery, 1 Fiandohana: Voua asa, vaua alahamady. 1 Fahereza-miteny befahatany: Vauan'olona koa Rasoa iny! 1 Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka. / Voua soa sakafo fa ny voua ratsy adidy. i t.Lf.: Vavàna, voavava / mamava, famava, mpamava 1 amavàna, famavàna / mivava, fivava I mahavava / vavavava / mivavavava, fivavavava. - F.-p.: Auo uaua: sahy miteny loatra, miavom-piteny loatra. / Adala uaua: tsy mahay miteny. / Basivaua, uauàna: mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona. / Be taim-bava, be uaua: matinkambo izaitsizy. / Fihara-baua: mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny. / Indraim-bava: teny kely foana. / Lasan-ko uauany (toa haron-tabebaka): be teny nefa tsy mahatanteraka / Mafy vava: enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony. / Mahay uaua: olona miteniteny ny sasany foana, mifosaf osa sy manaratsiratsy foana. / Maizim-bava uilany: ny ha-riva efa manomboka ho maizina. / Moka am-bavany: mamototra olona hotsaraina. / Maka uauan'olona: mino avy hatrany izay lazain'ny olona fa tsy mamototra akory ny amin'ny fahamarinany. / Ma-lama voua (mitovy amin'ny fihara-bava). / Manta voua: be fampanantenana fotsiny, miovaova fiteny /Maroni-baua (mitovy amin'ny fiharabava). / Masim-bava: enti-milaza ny olona maminavina zavatra ka matetika tanteraka izay lazainY. / Maty uauany: relia misy antsapaka na fanadinana ka kely sisa tsy nahazoany na nahafahany. / Mauesa-bava: tsy mahay miteny, sahirana izaitsizy rehefa miteny. / Miandry voua latsaka: manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka. / Miaraka amin'ny uaua: poa toy izay, eo no ho eo. / Mihoa-bava: manao teny tafahoatra mandratra ny rariny na ny fitiava-namana. / Miloa-bava: miteny. / Tsy maty am-bauany: loza raha hiteny, kevoka ers', manan-kolazaina foana. / Vaut' ady: ny faritra manatrika ny fahavalo. / Voua ala: ny fidirana ho ao anaty ala. / Voua an-tsena: teny be tabataba fotsiny. / Voua asa: ny soritsoritr'angadfnomby farany amin'ny asa tanety. / Vaua azon'Andriamanitra: fikasana atao amin'Andriamanitra nefa tsy tanterahina any aoriana. /Va-va diso (tsy mba kabary): teny lasa tsy nahy. / Voua lalana: ny tendron'ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana. / Vauan'ny maty an-drano: teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tànana akory rehefa lasa ny loza. / Voua riana: ny tampon' ny riana. / Ambauariana: efamby akaiky ho faty (mitovy amin'ny °`andohariana"). / Vava tany: ny faritry ny tany iray. / Voua tsy ambina (no ahitan-doza): teny tsy voatandrina, tsy voahevitra / Vaua vola: fanambazana vola. Ahitsio
Vatsina
[admin]
: (vatsy) mt. ih. (vatsio): Omena vatsy: Handeha tauitra izy ka uatsio tsora Ahitsio
Vatsy
[admin]
: a.: Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. - t.i.f.: Vatsina, avatsy, voavatsy, vinatsy / mamatsy, famatsy, mpamatsy I amatsiana, famatsiana / mivatsy, fivatsy, mpivatsy I ivatsiana, fivatsiana 1 mahavatsy. Ahitsio