Teny nampidirina farany

Vatritrika
[admin]
: Mitovy amin'ny Trfngitringy. 6 t.Lf.: Mivatritrika. Ahitsio
Vatritra
[admin]
: (t. tr.) a: Taolana. Ahitsio
Vatravatraina
[admin]
: (vatravatra) mt. ih. (uatravatrao): Entina na tenenina mahery. Ahitsio
Vatravatra
[admin]
: a.: Fahatongavana rodobe amin-kery. ? Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy. 1 t.Lf.: Vatravatraina, avatravatra, voavatravatra / mamatravatra / amatravatrana, famatravatrana I mivatravatra, fivatravatra, mpivatravatra / ivatravatràna, fivatravatràna. Ahitsio
Vatra
[admin]
: (t. tr.) a.: Rian-tapaka. Ahitsio
Vatra
[admin]
: a: Voakarakara, voakolokolo: Ho oatranao ve ireto zaza ireto? ? Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako na oviana na oviana io mpampianatraio. 1 Vita, azo a-tao: Tsy vatrany, hono, ny hiakatra at? isan'andro. ~ Aritra, zaka: Moa ho vatranao ve ny hofanana any amoron-tsiraka? - t.i.f.: Varina I mahavatra, fahavatra, mpahavatra / ahavarana, fahavarana / mankavatra / mifankavatra I ifankavarana, fifankavarana / vabatra. Ahitsio
Vatra
[admin]
: ft.: Vanditra amin'ny tena avy amin'ny kapoka na tady namatorana. i t. L f.: Mivatra, fivatra 1 vatravatra. Ahitsio
Vatovy
[admin]
: a.: Karazam-bato mafy mainty avy amin'ny volkano. Ahitsio
Vatovary
[admin]
: na Vatoasana a.: Karazam-bato mandray roa fa sady misy ny fotopototry ny vatofalia na vatoafo no misy sokay koa, ampiasaina indrindra hatao fanasana antsy. Ahitsio
Vatovandana
[admin]
: na Marbra o.: Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra. Ahitsio
Vatotsileondoza
[admin]
: a.: Karazambatosoa. Ahitsio
Vatosolaitra
[admin]
: a.: Karazam-bato mihelakelaka na miselatselaka. Ahitsio
Vatosokina
[admin]
: a: Karazam-bato fasipasehina na misy mivongambongana kely madinika. Ahitsio
Vatosokay
[admin]
: a.: Karazam-bato inlay sokay. Ahitsio
Vatosoa
[admin]
: a.: Karazam-bato sarYObidy noho ny hasoany. Ahitsio
Vatosanga
[admin]
: a.: Karazam-bato rehefa dorana 1500 mivoadrano ary tonga sokay malemy volo na platra. Ahitsio
Vatorendrika
[admin]
: a.: Karazan-javatra namboarina hitarehi-na VatoaOa, mitovitovy amin' ny tamaboha. Ahitsio
Vatorano
[admin]
: a.: Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano. Ahitsio
Vatopaika
[admin]
: (t. tr.) a.: Vonjy fo, sakafo tohan'aina. Ahitsio
Vatonono
[admin]
: a.: Jer. Nono. Ahitsio