Teny nampidirina farany

Vangovango
[admin]
: (vango) a.: Fanaovan-javatra amin'ny ankapobenyfotmny. Ahitsio
Vangongoana
[admin]
: na Vangongoina (vangongo) mt. ih. (vangongoy): Entina milaza ny zavatra itangoronana: Novangongoan'ny vitsika ilay sombimofo. Ahitsio
Vangongo
[admin]
: a.: Fitangoronanjavatra miavoavo amin'ny toerana iray, tangongo, sangongo. i Vangongoana, vangongoina I vangongo, voavangongo, tafavangongo 1 manavangongo, fanavangongo, mpanavangongo 1 anavangongoana, fanavangongoana 1 mivangongo, fivangongo I ivangongoana, fivangongoana / mahavangongo. Ahitsio
Vangoana
[admin]
: (vango) mt. ih. (vangdy): Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony. ~ Akesokesoka, arapadrapaka. Ahitsio
Vango
[admin]
: a.: Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana. - t.i.f.: Vangoana, avango, voavango, vinango / maman-go, famango, mpamango / amangoana, famangoana 1 mifamango / mahavango I vangovango 1 vangovângoina 1 mamangovango / vangony, vangovangony, ambangovangony. Ahitsio
Vango
[admin]
: (Ski) a.: Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin'ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin'ny volana Zanvie ka hatramin'ny vola-na Marsa). Ahitsio
Vangy
[admin]
: a.: Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy. a t.if.: Vangivangy 1 mivangivangy, flvangivangy. - F,-p,: Manasa uangy: miteny be mamely, manao vava be, manati-kabary. ¶ M. h.: Ombalahinify.Vangiana (uangy) mt. ih. (vangio): Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin'ny hopitaiy. ~ Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin'ny izy maty ana-ka? Ahitsio
Vangy
[admin]
: a: Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana. - t.i.f.: Vangiana, avangy, voavangy / mamangy, famangy, mpamangy 1 amangiana, famangiana I mampamangy I mahavangy I vangivangy. Ahitsio
Vanga
[admin]
: na Vangavangap.t.: Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny. Ahitsio
Vanga
[admin]
: a,: Varotra (fivarotana sy fividianana). 1 t.f.f.: Mamanga, mivanga. - F.-p.: Mitam-banga, mpitam-banga: olona mivarotra ho an'ny hafa fa tsy ho an' ny tena. Ahitsio
Vanga
[admin]
: a.: Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris). Ahitsio
Vandrina
[admin]
: Mitovy amin'ny Bandrina. Ahitsio
Vandrika
[admin]
: a.: Karazan-kazo mafy somary vony (Craspidospermum verticellatum). Ahitsio
Vandriana
[admin]
: (vandry) mt. ih. (vandrio): Tilfna. Ahitsio
Vandry
[admin]
: ft.: Fitiliana, fiandrasana izay ho voan'ny velapandrika napetraka. i Vandriana, avandry, voavandry / mivandry, fivandry, mpivandry 1 ivandriana, fivandriana / vandrivandry. Ahitsio
Vandravandra
[admin]
: a.: Fifantohan' ny maso mafy eo am-pijerena misoritra hatezerana lehibe. i t.if.: Avandravandra, vosvandravandra, tafavandravandra 1 mamandravandra, famandravandra, mpamandravandra I amandravandrana, famandravandrana 1 mivandravandra, fivandravandra, mpivandravandra / ivandravandrana, fivandravandrana I mahavandravandra. Ahitsio
Vandraka
[admin]
: a.: Fidiridirin'ny maso misokatra be sady mifantoka. - t.i.f;: Avandraka, vandrahana, tafavandraka 1 mivandraka, fivandraka I ivandrahana, fivandrahana / mahavandraka. Ahitsio
Vandrahana
[admin]
: (vandraka) mt.ih. (vandraho): Jerena amin'ny maso midiridiry. Ahitsio
Vanditra
[admin]
: a.: Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian'ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana). 1 Ny tady voarandrana na-tao haingon'akanjo. 1 t.if.: Avanditra, voavanditra / mamanditra, famanditra, mpamanditra 1 amandirana, famandirana I mivanditra, fivanditra / ivandirana, fivandirana l. vandimbanditra. Ahitsio
Vandy
[admin]
: (fit.-p.) a,: Lainga. i t,if.: Mivandy, fivandy, mpivandy 1 mavandy. Ahitsio