Teny nampidirina farany

Vandanina
[admin]
: (vandana) mt. ih. (vandano): Atao tonga maramara. Ahitsio
Vandana
[admin]
: p.t.: Maramara misy sorany mifangaro: Auereno any ity taratasy vandana itY fa tsy misy hilana azy. 1 h. Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. i t.if.: Vandanina, voavandana / vandambandana, mamandambandana 1 mivandambandana. - F.-p.: Hena uandana na uandan-kena: nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin'ny sorokena. / Fafa uandana: fomba famafa ratsy fa ets? sy er? fotsiny no ampandalovina ny kifafa. Ahitsio
Vandambandana
[admin]
: (vandona) p. t.: Mipentimpentina, vangavanga. Ahitsio
Vanavanaina
[admin]
: (vanaUana) mt, ih, (uonavanao): Sokafana makadiry be. Ahitsio
Vanavana
[admin]
: o.: MisokAtra be (enti-milaza indrindra vava lavaka, hady, tevana): Teuana mivanavana. - t.i.f.: Vanavanaina, avanavana, voavanavana, tafavanavana / mamanavana, famanavana, mpamanavana 1 amanavanana, famanavanana I mivanavana, fivanavana I ivanavanana, fivanavanana I mahavanavana. Ahitsio
Vanàka
[admin]
: p.t.: Gaga sady taitra tampoka ka ny vava no atanatana fotsiny fa tsy mahateny. 1 t.if,: Avanaka, tafavanaka / mivanaka, fivanaka, mpivanaka I ivanahana, fivanahana I mahavanaka. Ahitsio
Valviola
[admin]
: (fr. valvule) a.: Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin'ny rindrina anatin'ny fo na ny fantson'ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana. Ahitsio
Valozoro
[admin]
: a.: Trano ngeza sahalahala bika amin'ny tarehin-tsoratra H: Nony niuerina auy tany Antalaha Randria, dia io manorina trano valozoro io. Ahitsio
Valovotaka
[admin]
: a.: Olona nandao ny tany niaviany ka mipetraka maharitra na sary monina mihitsy any amin'ny faritany hafa, noho ny fitadiavana ravinahitra. Ahitsio
Valòvoka
[admin]
: o.: Karazana vy ma-lia, roritina ho tariby. Ahitsio
Valotra
[admin]
: (fr. valse) a: Karazandihy vazaha somary milantolanto: Mahay manao dihy valotra er? ireto ankizy! Ahitsio
Valopy
[admin]
: (fr. enveloppe) a.: Taratasy naforitra efatra ary midity ka aiditra ao anatiny ny taratasy alefa ho an' olona. Ahitsio
Valongana
[admin]
: a.: Vongana, vainga, fonjan-javatra makadiry. i t.Lf.: Avalongana, voavalongana / mamalongana, famalongana, mpamalongana 1 mivalongana, fivalongana / mahavalongana. Ahitsio
Valonga
[admin]
: p.t.: Valo (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin'ny folo) jer. Ingisa. Ahitsio
Valonana
[admin]
: a.: Lamba mihorona milamina tsars, izay atao koa hoe "goran-damba". Ahitsio
Valona
[admin]
: a.: Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty va-ta ny fitafiana tsy anaovana matetika. 1 t.Lf.: Avalona, voavalona 1 mamalona, famalona, mpamalona / amalonana, famalonana / mivalona, fivalona 1 mahavalona 1 valombalona I mivalombalona, fivalombalona. Ahitsio
Valomena
[admin]
: a.: Karazan-kazo fanaovana trano ny hazony ary fanaovana kofehy ny hodiny. Ahitsio
Valolavana
[admin]
: a.: Farafara misy elom-pandriana voasokitra. Ahitsio
Valoina
[admin]
: (valo) mt. ih. (valoy): Zaraina valo: Valoy io mofo io. Ahitsio
Valoana
[admin]
: p.t.: Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina. Ahitsio