Teny nampidirina farany

Tsitrabadimantsaka
[admin]
: a.: Anaram-panafody famorehana izay mahafaty haingana dia haingana (tsy tratran'ny vadiny lasa nantsaka akory ny ain'izay voany). Ahitsio
Tsitra
[admin]
: ft.: Toetran'ny olona na biby mivalarnpatra tsy mihetsika. - t.i.f : Atsitra, voatsitra, tafatsitra 1 manatsitra, fanatsitra, mpanatsitra 1 anatsirana, fanatsirana 1 mitsitra, fitsitra, mpitsitra 1 itsirana, fitsirana 1 mahatsitra I tsitsitra. Ahitsio
Tsitongotra
[admin]
: a.: Zavamaniry fanao fanafody tevika Ahitsio
Tsitongatonga
[admin]
: a.: Havoana misy ambaratonga toa tohatohatra iakarana mba hahatongavana eny an-tampony. - t.i.f.: Mitsitongatonga. Ahitsio
Tsitonga
[admin]
: p. i.: Fito (amin'ilay fiteny fanaon'ny ankizy taloha raha nianatra nanisa hatramin'ny folo) (ier. Ingisa). Ahitsio
Tsitondroina
[admin]
: a,: Ody napetraky ny mpampiady ombalahy tamin'ny ombiny mba hampahery azy. 1 Anarana no-mena ny vatolampy sasantsasany izay tsy sahy notondroina fa noheverina ho misy lolo na angatra. Ahitsio
Tsitoly
[admin]
: (Ski) a.: Rivotra mafy avy atsinanana. Ahitsio
Tsitokotoko
[admin]
: Mitsitokotoko p, mt.: Hita ho mitsinjarazara ho antontany ombieny ombieny. Ahitsio
Tsitokotoko
[admin]
: Jar. Toko. i t,i.f.: Mitsitokotoko. Ahitsio
Tsitokantokana
[admin]
: Mitsitokantokana p. mt.: Mandeha tairairay fa tsy miaraka: Nanontoniana tsitokantokana (na mitsitokantokana) ny vauolombeiona tamin'ny famotorana. Ahitsio
Tsitokantokana
[admin]
: Jer. Tokana. Ahitsio
Tsitointoina
[admin]
: p. mt.: Sandra, sendrasendra tsy nampoizina akory: Tsitointoina no nifanenako taminy. Ahitsio
Tsitoavina
[admin]
: a: Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan'ny landy ny raviny. Ahitsio
Tsitindry
[admin]
: (Tsm) a.: Hazo lehibe izay mamoa voa fihinana mitovitovy tsiro amin'ny voanjo. Ahitsio
Tsitika
[admin]
: ft.: Henjana, miridiridy. 1 t, i.f, : Atsitika, tafatsitika 1 mitsitika, fitsitika, mpitsitika / itsitihana, fitsitihana 1 mahatsitika 1 tsititsitika. Ahitsio
Tsitiarangy
[admin]
: a.: Anaran-damba na akanjo taloha. Ahitsio
Tsitiamoty
[admin]
: a.: Karazan-javamaniry (Triumfetta rhomboidea). Ahitsio
Tsitiamainty
[admin]
: a.: Hazo nampiasain'ny mpimasy hahatonga ho tsy tia sy ho leony tanteraka. Ahitsio
Tsitialainga
[admin]
: a.: Lefona vola, be lela nentin'ny irak'Andriana taloha ho vavolombelon'ny fahefany handray olona voampanga. Ahitsio
Tsitelotelo
[admin]
: p. mt.: Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo. Ahitsio