Teny nampidirina farany

Baibo
[admin]
: p. t.: Ada1a, foka. Ahitsio
Baibo
[admin]
: (t.tr.) a: Mpandany harena tsy azo tenenina. Ahitsio
Baibo
[admin]
: (Ski) a: Tanimboly voasafotry ny rano amin'ny fahavaxatra. Ahitsio
Baibaizina
[admin]
: (baibay) ont, ih. (baibaizo): Tenenina amimpahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy nahalala fornba naniratsira an 'i dadatoany. Ahitsio
Baibay
[admin]
: a.: Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana. ¶ M. h.: Bedibedy, gedrigedry. - t.i.f.: Baibaizina. Ahitsio
Baholy
[admin]
: na Baholimaso p, t.: Manana maso mahiratra tsara ary tsara tarehy, toa falifaly lalandava. Ahitsio
Baheza
[admin]
: a.: Jar, Raloba. Ahitsio
Baheza
[admin]
: a.: Hira vako-drazana fanao amin'ny fiandrasampaty. Ahitsio
Baharia
[admin]
: (Ski) a.: Ny matilô amin'ny botry. Ahitsio
Bahanina
[admin]
: (bahana) mt. ih. (bahano): Sakanana, salovanina. Ahitsio
Bahana
[admin]
: a.: Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan'ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan'ny tena. 1 Bahanina, abahana 1 mibahana, fibahana, mpibahana 1 ibahanana, fibahanana 1 mahabahana 1 bahambahana, mibahambahana. Ahitsio
Bahambahana
[admin]
: (bahana) t.u.r.: Milaza fihamafisan-kevitra, bahana matetika, befahatany. Ahitsio
Bahaiza
[admin]
: (Tsin) a.: Hira fitomaniana ny maty fanao eo ampiaretan-tory. Ahitsio
Bageda
[admin]
: (Atd) a.: Vomanga.---a' Ahitsio
Bafoka
[admin]
: ft.: Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana. - t.i.f.: Abafoka 1 mibafoka, fibafoka, mpibafoka 1 ibafohana, fibafohana 1 bafobafoka. Ahitsio
Badrahodra
[admin]
: p. t.: Vaventy kidaladala, sy mitahontahona; mohamohaka tsy mahavita zavatra firy; mibonabonaka sady mivozavoza. Ahitsio
Badrabadra
[admin]
: p. t.: Lehibe vatana mivozavoza, midrahodraho, tsy kinga fihetsika: Badrabadra koa izany raha olona! Ahitsio
Badra
[admin]
: p. t.: Be vatana, lehibe, vaventy lava. Ahitsio
Badony
[admin]
: Badobadony p. t.: Tsara bika, tsy lava tsy fohy, tsy vaventy tsy manify, fa mifanao ara-keviny ny toetoe-batany rehetra. Ahitsio
Badoina
[admin]
: (bado) mt. ih (bado y): Ambakaina, fitahina amin-kafetsena: Tsy azonao badoina aho fa mba manana ny sain-keliko. Ahitsio