Teny nampidirina farany

Avokaiky
[admin]
: (ookaiky) mt. at. (avokaikeo): Aforitra ho tonga fohy kely. Ahitsio
Avoivoy
[admin]
: (voivoy) mt. at. (avoivoizo): Avezivezy, averimberina. Ahitsio
Avoy
[admin]
: (voy) mt. fit. (avoizo): Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa. Ahitsio
Avohitra
[admin]
: (vohitra) mt. at. (avohiro): Abontsina. 1 h.o.: Atao mivohitra, misongadina (azo lazaina ho teny nampiasaina vao haingana amin' io hevitra io, fa ny mahazatra kokoa dia ny hoe asongadina, anterina). Ahitsio
Avoavoina
[admin]
: (aooavo) mt. ih.: A-sondrotra, ankalazaina, de-raina. Ahitsio
Avoanjo
[admin]
: (voanjo) mt. at. (avoanjày): Enti-milaza ireo olona amponenina amin'ny toerana iray hanamainty molaly ny tany, na ireo miaramila apetraka hiandry tany ao. Ahitsio
Avoaka
[admin]
: (uoaka) mt. at. (avoahy): Roahina: Avoàhy any io alika io. 1 Asaina hiala ny trano: Nauoaka ny mpiasa fa hasiana D.D.T. ao an-trano. 1 Esorina avy ao anaty: Nauoaka daholo ny zavatra rehetra tao anaty vatany. • Lazaina: Nanohina ny fon'ny olona ny teny navoakan'ny vavany. 1 Lazaina am-pahibemaso: Misy didy vao navoakan'ny fanjakano vao haingana momba ny halatra omby. / Aposaka: Aooahy tsara eto anoloan'ny fitsarana izay zavatra fantatrareo. 1 Aseho voalohany ho hitan' ny olona: It? no boky faharoapolo navoakako. Ahitsio
Avo
[admin]
: Avoavo p. t.: Ambony toerana: Avo boira ir? boky ir? ka tsy takatra 1 Lava: A-vo iray dia kokoa noho izaho izy. 1 Misondrotra ambcny, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra. 1 H.o,: Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra i t, i,f.: Avoavoina r manavoavo, fanavoavo, mpanavoavo i anavoavoana, fanavoavoana f miavoavo, fiavoavo, mpiavo• avo f iavoavoana, fiavoavoana f miavo f haavo, havoana. ? Avo dia: lava, manan-tongotra mitsipaikompaikona. f Feo avo: feo mahatakatra ambony. / Avo razana: ambony firazanana. ,t Fiten.: Avo ny lanitra ka tsy takatro: enti-milaza ny hafaliana lehibe ho azo raha tahiny ka tanteraka izay irina. Ahitsio
Avizaviza
[admin]
: (vizaviza) mt. fit. (avizavizao): Entina mamizaviza, maniratsira, manebaka: Teny mata toy izany no nauizauizany ahy. Ahitsio
Avivitra
[admin]
: p.mt.: Antomotra, antsisiny kely, amorony. Ahitsio
Avivitra
[admin]
: (vivitra) mt, fit. (auiuito): Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin'ny sofiny. Ahitsio
Avitrana
[admin]
: (vitrana) mt. at. (avitràno): Zairina mba hitambatra: Avitràno kely ireo lamba roa ireo. Ahitsio
Avirotra
[admin]
: (virotra) mt. at.: Aolana, avilavila, avàona. Ahitsio
Avirioka
[admin]
: (virioka) mt. at.: Afaraingo, abilabila. Ahitsio
Aviravira
[admin]
: (viravira) mt. fit. (avirauirào): Entina mamiravira, mandrairay, mamozafoza. Ahitsio
Aviotra
[admin]
: na Fandrikibodisy a.: Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady mampitombo ny hatsembohana (Smilax kraussiana). Ahitsio
Aviona
[admin]
: (viona) mt. at. (aviàny): Abirioka, ahodivitra. 1 Avembena, arondrôna, Ahitsio
Avioka
[admin]
: (vioka) mt. at.: Asaina mitsoriaka, miriotra. Ahitsio
Aviniviny
[admin]
: (viniuiny) mt, at. (auiniuinio): Atao malonilbny, kitokitoina (endrika). Ahitsio
Avingivingy
[admin]
: (vingiuingy) mt. Avo fit. (avingiuingio): Entina mamingivingy; entina maniratsira. Ahitsio