Teny nampidirina farany

Avinavina
[admin]
: (vinavina) rat. fit. (avinauinào): Entina maminavina, manombana. Ahitsio
Avinany
[admin]
: (vinany) mt. fit. (auinanio): Entinamaminany. Ahitsio
Avina
[admin]
: ft.: Enti-milaza filana hevitra, fizahana vaovao. i t.i.f.: Avenina, voavina f manavina, fanavina, mpanavina f anavenana, fanavenana f mahavina. Ahitsio
Avimbina
[admin]
: (uimbina) mt. fit. (auimbino): Entina mivimbina, mitondra amin'ny tanana. 1 Entina mitahy. Ahitsio
Avilina
[admin]
: (vilina) mt. at. (avili-no): Aforitra amin'ny tenany ihany dia zairina. Ahitsio
Avily
[admin]
: (vily) mt. at. (aviüo): A-todika: Auilio miankavanana ny lohan'ny lakana sao dia midona amin'ny uato. / h. o.: Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony. 1 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy. 1 Atolaka: Hauilin'Andriamanitra anie izany loza izany! 1 Afindra, ailika: Aza avilinao at? amiko ny ratsy nataonao. Ahitsio
Avilavila
[admin]
: (vilavila) rat. at. (auilauilào): Aolikolika, aolanolana: Avilavilany er? ny vavany rehefa miteny izy. Ahitsio
Avilana
[admin]
: (vilana) mt. at. (auilano): Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza auilana tahaka izao re ny uauanao fa maharatsy anao e! Ahitsio
Avilaka
[admin]
: (vilaka) mt. at. (avilàho): Aforitra. Ahitsio
Avikina
[admin]
: (vikina) mt. at. (avikino): Asaina mihoatra. Ahitsio
Avikavika
[admin]
: (vikavika) mt. fit. (auikavikào): Entina mamikavika. Ahitsio
Aviavy
[admin]
: a: Karazan-kazo lehibe iray tarika amin'ny amontana, fahita amin'ny vohitra noi.enan'ny andriana fahizay na ny tompomenakely; mangidy fa mamy faxa ny tsiron' ny aviavy. Azo ampiasaina ho fanafody fampandrehofana koa ny voan'ny aviavy (Fichus trichopoda). —( Ahitsio
Aviavy
[admin]
: (t.v.r.) p. t.: Tonga amin-katezerana, tezitra fenofeno er"y. Ahitsio
Avy
[admin]
: any, Avy amy p. mt.: Teny enti-milaza fiaviana ka avy any no ampiasaina raha toerana no tondroina: Auy any Mahajanga izahay izoo, ary avy amy kosa raha zavatra no tondroina: Avy amin'ny voaloboka ny divay. Ahitsio
Avy
[admin]
: mt. p.: Manatona, mandroso ho eo amin'ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana. - t.i.f.: Miavy, fiavy, mpiavy 1 iaviana, fiavianal aviavy. ? F.-p.: Avy aina: matanjaka. / Auy ho azy: tonga tsy noterena fa noho ny sitra-pony ihany. / Tsy avy miaina: sempotra. f Auy tsy nasaina nasesiky ny razana: enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan'ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin'izany sakafo izany sa-tria toa ny razana mihitsy no naniraka azy. Ahitsio
Avy
[admin]
: ft.: niavian'ny - t.i.f.: Manavy, fanaviana. Ahitsio
Avy
[admin]
: p. mt.: Koa: Izany avy ka mahatezitra anao. Ahitsio
Avy
[admin]
: p. mt.: Rehetra ary tairairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan'ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay tala lahy. Ahitsio
Avezivezy
[admin]
: (vezivezy) mt. at. (avezivezeo): Entina mandeha etsy sy eroa; atotototo: Avezivezin'ny alon-drano ny tapak'ahitra Ahitsio
Avezina
[admin]
: (vezina) mt. at. (avezèno): Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin'ny rivotra miankauia miankauanana ny zozoro. Ahitsio