Teny nampidirina farany

Avatravatra
[admin]
: (vatravatra) mt. at. (avatrauatrào): Alatsaka mahery. Ahitsio
Avarozaka
[admin]
: (varozaka) mt. at. (avarozaha): Akixaviravy, akirazorazo. / Lazaina ka a-tao mitarozaka na averimberina. Ahitsio
Avaroraka
[admin]
: (varoraka) mt, at. (avarorahy): Aketraka, agedragedra. Ahitsio
Avarina
[admin]
: (varina) mt. at. (auarino): Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin'ilaY mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny. 1 Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana 1 Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina? Ahitsio
Avareraka
[admin]
: (vareraka) mt, at. (auareraho): Avala hiborotsaka hirefarefa (fitafiana, elatra). Ahitsio
Avaratra
[admin]
: a: Iray amin'ny vazan-tany efatra, an-kavian'ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny atsimo. 1 H.o.: Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin'izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: Tany avo avaratra: Olona mpanankarena, mpanefohefo. / Avara-pfanarana: Ireo nahita fianarana ambony. 1 t.Lf.: Anavaratinaf mianavaratra, fianavaratra, mpianavaratra f ianavaratana, fianavaratana. Ahitsio
Avaotra
[admin]
: na Havaotra a.: Karazan-javamanfry mandadina be tsilo nahatonga ilay fitenenana hoe: "Mpianala tsy mahay ka uoasingotry ny o - uao tra ", Ahitsio
Avaotra
[admin]
: a.: Zavamaniry fanao ody aretin'ny fantson'ny filahiana ny fakany (Smilax krussiana). Ahitsio
Avaona
[admin]
: (vaona) mt. at.: Atao mivaona, tsy mandeha mahitsy. Ahitsio
Avao
[admin]
: (fit.-p.) p. mt.: Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana. 1 Monja: Irai-ka avao no tonga ny mpianatra, Ahitsio
Avantana
[admin]
: (uantana) mt, at. (avantàno): Tsy alefa mankatsy mankar? fa alefa mahitsy: Avantano ao amin'i Da-da ny taratasiko. Ahitsio
Avankona
[admin]
: (vankona) mt. fit, (auankdny): Entina mamankona. Ahitsio
Avanika
[admin]
: (vanika) mt. at. (auaniho): Aseho (nify). Ahitsio
Avany
[admin]
: a.: Ila kisoa ialan'ny ]o-ha aman-tongony. Ahitsio
Avangongo
[admin]
: (vangongo) mt. at. (auangongày): Atangorona miavoavo amin'ny toerana iray. Ahitsio
Avango
[admin]
: (vango) mt. fit. (avangoy): Entina mamango, mamely, mihinana fatratra. Ahitsio
Avangy
[admin]
: (vangy) mt. fit. (avangio): Enti-mamangy: Tsy manan-komena izahay fa ny fo no avangy el Ahitsio
Avandry
[admin]
: (vandry) mt, at. (avandrio): Ati1y. Ahitsio
Avandravandra
[admin]
: (vandravandra) mt. at. (avandravandrào): Enti-milaza ny maso afantoka tsy mipy amin-katezerana. Ahitsio
Avandraka
[admin]
: (vandraka) mt. at. (avandràho): (maso) Adiridiry, vezatina. Ahitsio