Teny nampidirina farany

Atsindrika
[admin]
: (tsindrika) mt. fit, (atsindriho): (herana) Entina manafo trano: Saika tsy nahita herana hatsindriko ny tranoko aho. Ahitsio
Atsindry
[admin]
: (tsindry) mt, fit. (ats ind rio): Entina manindry: Biriky atsindry io tsihy io raha toa tsy mahita vato ianao, Ahitsio
Atsindrantsindrana
[admin]
: (tsindrantsindrana) mt. at. (atsindrantsindrano): Atsangantsangana (volo). Ahitsio
Atsinananina
[admin]
: (atsinanana) mt. ih. (atsinanano): Atao nritodika miantsinanana. ~ Alefa na atao miantsinanana. Ahitsio
Atsinanana
[admin]
: a: Ny lafin'ny tany iposahan'ny masoandro, mifanohitra amin'ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. - t.i.f.: Atskrananina / manatsinanana, fanatsinanana, mpanatsinanana / anatsinananana, fanatsinananana ) miantsinanana, fiantsinanana, mpiantsinanana ) iantsinananana, fiantsinananana ( tatsinanana. Ahitsio
Atsimpona
[admin]
: (tsimpona) mt. fit. (atsimpony): Entina mitsimpona, miondrika maka zavatra tsirairay. Ahitsio
Atsimpohafoha
[admin]
: (tsimpohafoha) mt. at.: Atao mitsitoko- Ats toko (tany); atao mitsangantsangana (volo). Ahitsio
Atsimo
[admin]
: a: Lafin'ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin'ny avaratra. •H,o,: Kely haja, mahantra. / t.i.f.: Anatsinomina i manatsimo, fanatsimo, mpanatsimo / anatsinomana, fanatsinomana i mianatsimo, fianatsimo, mpianatsimo ) ianatsinomana, flanatsinomana ( tatsimo. Ahitsio
Atsimintsimina
[admin]
: (tsimintsimina) mt, at. (atsimintsimino): Atao tonga falifaly. Ahitsio
Atsimina
[admin]
: (tsimina) mt. fit.: Entina manimina, mamehy ny herana atao tafontrano. Ahitsio
Atsimbohitra
[admin]
: (tsimbohitra) mt, at. (atsimbohiro): Asesika hanohitra ny manam-Pahefana, hikomy. Ahitsio
Atsimbina
[admin]
: (tsimbina) mt. fit. (atsimbino): Entina mitsimbina: Nahavory vola arivd izahay hatsimbina ireo mahantra eo amin'ny fokontany. Ahitsio
Atsimbadika
[admin]
: (tsimbadika) mt. at. (atsimbadiho): Avadika a-tao ambony ambany, ahohoka: Natsimbadiny ny laona dia Jasa izy. Ahitsio
Atsilo
[admin]
: (tsilo) mt. ft. (atsiloy): Entina mametaka, mampiraikitra toy ny amin'ny tsilo: Mividiana paingotra hatsilonao ireo sary Iseo. Ahitsio
Atsilo
[admin]
: (tsiio) mt, fit. (atsilôvy): Entina mitsilo, manazava: Ilay jiro fanao am-paosy vaovao atsilo ny vahiny, Ahitsio
Atsilasilasy
[admin]
: (tsilasiiasy) mt, at. (atsilasilasio): Atao am-Pitavozavozana, am-pitsiredaredàna, am-pilasilasiana. Ahitsio
Atsilany
[admin]
: (tsilany) mt; cit. (atsilaneso): Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony: Atsiianeso io zaza io. ? Apetraka ka ny vavany atao ambony: Tsy tokony hahohoka io viiany io fa hatsilany, Ahitsio
Atsilailay
[admin]
: (tsilailay) mt, at. (atsilailaizo): Asaina mivadibadika, mitsimbadimbadika. Ahitsio
Atsikilo
[admin]
: (tsikilo) mt. fit. (atsikilôy): Entinamitsikilo. Ahitsio
Atsiky
[admin]
: (tsiky) mt. at. (atsikio): (nify) Aseho rehefa mihomehy: Ilay vanginy havia lava no natsikiny ka natahotra aho. Ahitsio