Atsamontsamona [admin] | : | (tsamontsamona) mt. at. (atsamontaamony): Atao mitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana. Ahitsio |
Atsambikina [admin] | : | (tsambikina) mt. at. (atsambikino): Asaina mitsambikina. Ahitsio |
Atsamaka [admin] | : | (tsamaka) mt. at. (atsamakao): Aiditra, atsofoka ao anaty... Ahitsio |
Atsako [admin] | : | (tsako) mt, fit. (atsak8y): Entina mitsako: Aza ny nify anoloana foana no atsako ny hanina Ahitsio |
Atsaka [admin] | : | (tsaka) mt. at. (atsakào): Alentika, atrobaka ka misy feo manokana heno miaraka amin'izany. Ahitsio |
Atsaingoka [admin] | : | (tsaingoka) mt. fit. (atsaingôhy): Entina mitsaingoka, manaikitra mitomboka amin'ny vava (vorona). Ahitsio |
Atsaikona [admin] | : | (tsaikona) mt. at. (atsaikônY): Asaina mitsaikona. Ahitsio |
Atsahatra [admin] | : | (tsahatra) mt at. (atsahàro): Ajanona. faranana tsy asiana tohiny intsony: A-tsaharo izany Tomba tsy mety fanaonao izan-v. Ahitsio |
Atsaboaka [admin] | : | (tsaboaka) mt. at. (atsaboàhy): Enti-milaza izay zavatra atoraka na atsipy ao anaty rano. Ahitsio |
Atsabaka [admin] | : | (tsabaka) mt. fit. (atsabàho): Entina mitsabaka: Tanany maloto iny no natsabany tao am-pantsakana. Ahitsio |
Atsa [admin] | : | (Ski) a: Fivoizana lakana moramora ataon'ny mpihaza faim na sokatra mba tsy ho henony. Ahitsio |
Atrotrongy [admin] | : | (trotrongy) (mt. at. (atrotrongio): Alavo na atosika, ka ny lohan'ilay olona atosika atao mitehika amin'ny tany mihitsY. Ahitsio |
Atrosina [admin] | : | (trosina) mt, fit. (atrosino): Entina manatrosina, mamotraka ka ny loha no mikasika aloha amin'ny tany. Ahitsio |
Atrongy [admin] | : | (trongy) rat. fit. (a trongiso): Entina mitrongy, mihady na mitrandraka ny tany amin'ny vava. Ahitsio |
Atroka [admin] | : | (troka) mt. fit. (atrohy): Entina mitroka, misintona amin'ny molotra. Ahitsio |
Atrobaka [admin] | : | (trobaka) mt, fit. (atrobàho): Entinamanatrobaka, manatsatoka lalina amin' ny zava-maranitra. Ahitsio |
Atroatra [admin] | : | (troatra) mt. at. (atroàry): Asaina na avala mitroatra, mitsangana tampoka amin'izay misy azy. Ahitsio |
Atritratritra [admin] | : | (tritratritra) rat. at. (atritratritrào): Atao tonga mipelipelika. Ahitsio |
Atringitringy [admin] | : | (tringitringy) mt. at. (atringitringio): Atao milingilingy. Ahitsio |
Atrika [admin] | : | ft.: Enti-milaza fipetrahana eo anoloana. i Atrehina / manatrika, fanatrika, mpanatrika / anatrehana, fanatrehana / mahatrika, a F.-p.: Jery atrika: baikomiaramlla ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana. Ahitsio |