Teny nampidirina farany

Atrifana
[admin]
: (trifana) mt. at. (atrifano): Atao mirifatra. Ahitsio
Atriatry
[admin]
: p, t.: Tanora vantobantony lehibe tsy kely, salasala. Amin'ny hevitra an' ohatra, dia azo raisin hoe "Tsy ambony tsy ambany", nahatonga ilay fitenenana hoe "Atriatry ohatra ny traingon'alika" mitovy amin' ny hoe "Basin'ariary fito: tsy tian'ny mpanana arY tsY takatry ny malahelo". Ahitsio
Atresaka
[admin]
: (tresaka) mt, fit. (atresaho): Entina manatresaka, mamaky misalasaka. Ahitsio
Atrehina
[admin]
: (atrika) mt. ih. (atreho): Jerena eo anoloana: Natrehin'ny Iehiben'ny fampianarana ny f'izaran-doka tao amin'ny sekolinay. •Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao? Ahitsio
Atrefotra
[admin]
: (trefotra) mt, at. (atrefory): Atsefotra. Ahitsio
Atrebona
[admin]
: (trebona) mt, at. (atrebôny): Enti-milaza zavatra marani-doha atsatoka: A-trebona anatin'ny tany ny tsatoka. Ahitsio
Atrebika
[admin]
: (trebika) mt. fit. (atrebeho): Entina manatrebika, manindrona. Ahitsio
Atratreva
[admin]
: (tratreva) mt. at. (atratreuao): Atrifantrifana ats? sy ar?. Ahitsio
Atraoka
[admin]
: (traoka) mt, fit. (atroohy): Entina manakenda na manenda. Ahitsio
Atranina
[admin]
: (atrana) mt, ih. (atrano): Atao miatrana, atao voaomana tsara: Atrano tsara ny basy. Ahitsio
Atranga
[admin]
: (tranga) mt at. (atrangao): Aseho lany. Ahitsio
Atrandraka
[admin]
: (trandraka) mt. fit. (atrandràho): Entina mitrandraka, mihady tany. Ahitsio
Atranatrana
[admin]
: a.: Tapa-kazo maromaro velesina rehefa apetraka eo ambony ranio; any amin'ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an'ny vehivavy ny atranatrana. (A-raka ny lovantsofina, dia miatranatrana exit izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana).+ Ahitsio
Atrana
[admin]
: ft.: Enti-milaza fahavitana fiomanana hanatrika ady, na fanondroana basy ho mari-pivononana. - t.i.f.: Aatrana / manatrana, fanatrana, mpanatrana / anatranana, fanatranana / miatrana, fiatrana, mpiatrana / iatranana, fiatranana. Ahitsio
Atràka
[admin]
: (traka) mt. at. (atrakao): Arenina hiatrana tsara: Atrakao ny loha. Ahitsio
Atraika
[admin]
: (traika) mt. at. (atraikao na atraiho): Adbna, apôka. Ahitsio
Atrafantrafana
[admin]
: (trafantrafana) mt. at. (atrafantrafano): A-tao mitrafantrafana na misamb oaravo aran-katezerana. Ahitsio
Atrabaka
[admin]
: (trabaka) mt, fit. (atrabàho): Entina manatrabaka, manatrobaka, mandentika zava-maranitra ao amin' ny...: Lefona maranitra no natrabany ny kibony. Ahitsio
Atovona
[admin]
: (tovona) mt. at. (atovôny): Atao tovona; apetraka eo aloha: Ny " uoa", "ta-fa", "a" dia at?uona amin'ny fototeny. Ahitsio
Atovo
[admin]
: (tovo) mt. fit. (atouozy): Entina manovo, na ma-ka rano hatao ao'anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atouonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao. Ahitsio