Teny nampidirina farany

Atehaka
[admin]
: (tehaka) mt, fit. (atehafo): Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka fa tsy tanana tokana monja ak.ory. Ahitsio
Atefoka
[admin]
: (tefoka) mt. at. (atefohy): Apoaka. Ahitsio
Atefintefina
[admin]
: (tefintefina) mt. fit. (atefintefeno): Enti-milaza izay entina mitefintefina, mitsatsaingoka, misalovana amin'ny raharahan'ny sasany. Ahitsio
Atefy
[admin]
: (tefy) mt. fit. (atefeo): Entina manefy. Ahitsio
Atefaka
[admin]
: (tefaka) mt, at. (atefaho): Apaika amin-javatra. Ahitsio
Atazona
[admin]
: (tazona) mt, fit. (atazony): Entinamitazona. Ahitsio
Atavona
[admin]
: (tavona) mt. fit. (atavony): Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na inona no natavon'ny ankizy it? sary Ahitsio
Atavoka
[admin]
: (tavoka) mt. fit. (atauohy): Entina mitavoka, mitsapa mba hahalalana tsaratsara kokoa. Ahitsio
Atavana
[admin]
: (tavana) mt. at. (atavano): Ampandihizina. Ahitsio
Atatra
[admin]
: a.: Akotry tsy voavaofy tamin'ny fitotoana azy ka mbola miharo amin'ny fotsimbary. - Manala atatra, mitsimpona atatra: manala akotry amin'ny fotsimbary harotsaka ao am-bilany. Ahitsio
Atatra
[admin]
: a. ft.: Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. - t.i.f: Miatatra, fiatatra, mpiatatra j iatarana, fiatarana. Ahitsio
Atatra
[admin]
: a,: Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin'it? fomba fiteny it?: Tsy uaky atatra: tsy mahalala menatra). ¶ M. h.: Tsy vaky afero, tsy valahara. Ahitsio
Atatra
[admin]
: a.: Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis). Ahitsio
Atatavoka
[admin]
: (tatavoka) mt, at. (atatavohy): Apotraka, azera. Ahitsio
Atatatra
[admin]
: (tatatra) mt, fit. (atataro): Entina manatatra, manao tatatra. Ahitsio
Atatatata
[admin]
: (tatatata) mt. at. (atatatatao): Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata". Ahitsio
Atataro
[admin]
: (tataro) mt, fit. (atataroy): Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana ny razana havadika. Ahitsio
Atatao
[admin]
: (tatao) mt, at. (atataovy): Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin'ny mpantsaka namany, • Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny. / Atataouy aho, rey olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox). Ahitsio
Atataka
[admin]
: (tataka) mt. fit (atataho): Entina manataka. Ahitsio
Atataka
[admin]
: (tataka) mt. at.: Antsodina. Ahitsio