Teny nampidirina farany

Atarika
[admin]
: (tarika) mt. fit, (atariho): Entina mitarika: Omby firy no atarikao it? sarety ir?? Ahitsio
Atarazo
[admin]
: (tarazo) mt, at, (atarazoy): Ahantona, akirazorazo, ohatra ny lamba, amin' ny tady. Ahitsio
Ataratra
[admin]
: (taratra) mt. fit. (atarafo): Entina mitaratra, izany hoe mijery zavatra ao ambadika lamba iray na mitily olona amin'ny tsirim-pahazavana alefan'ny fitaratra. Ahitsio
Atapoaka
[admin]
: (tapoaka) mt. fit. (atapoahy): Entina manapoaka. Ahitsio
Atapitapy
[admin]
: (tapitapy) mt, at. (atapitapio): Atao na alefa miatoato. Ahitsio
Atapy
[admin]
: (tapy) mt, at. (atapio): Atanina amin'ny hainandro: Atapio ireto lamba ireto ho maina tsara. Ahitsio
Ataomika
[admin]
: (fr, atomique) p. t.: Izay momba ny ataoma. Ahitsio
Ataoma
[admin]
: (fr. atome) a.: Ny ilany kitika kely indrindra amin'ny fiforonan'ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran'izay mafy, ka nampiasain'ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa, Ahitsio
Atao
[admin]
: (tao) mt. at (ataouy): Karakaraina sy vitaina: Ataouy ny raharahanao fa aza be resaka eo. • Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy • Ampiasaina ho: Notaony mpampianatra ny zanany aho. • Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony. • Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra. • Ahosotra, apetaka: Fanafody a-tao amin'ny tongotra. • Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano, • Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? Ahitsio
Atanty
[admin]
: (tanty) mt. fit. (atantazo): Entina mananty, mandray avy eo ambany. Ahitsio
Atanteraka
[admin]
: (tanteraka) mt, fit. (atanteraho): Entina manatanteraka, mandoaka hatrany ambadika. Ahitsio
Atantavana
[admin]
: (tantauana) mt. fit, (atantavano): Entina manatantavana na manatsika, manadio rano amin'ny alalan'ny fanatantavanana, Ahitsio
Atantana
[admin]
: (tantana) mt. fit. (atantano): Entina mitantana, mitarika amin'ny tanana: Ny tanany havanana no natantany ny zandriny. Ahitsio
Atanontanona
[admin]
: (tanontanona) nit, at. (atanontanony): A-petraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Axa atanontanona eo akaikin'ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany. Ahitsio
Atanondrika
[admin]
: (tanondrika) mt at (atanondreho): Aondrika (ny loha) noho ny alahelo. Ahitsio
Atankosina
[admin]
: (tankosina) mt at (atankosino): Asiana loto. Ahitsio
Atanjozotra
[admin]
: (tanjozotra) mt at. (atanjozory): Atao mitanjozotra, mandeha mitohy la-va toa valala manjohy. Ahitsio
Atanina
[admin]
: (tanina) nit, at (atanino): Atao na atodika amin' ny afo, amin'ny masoandro: Nataniny andro ny volony terza. / Atanino eo anilan'ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaouanao rahampitso. Ahitsio
Atanila
[admin]
: (tanila) mt. at. (atanilao): Mao miraika mampiseho ny ila na lafiny iray: A-tanilao ny varavarana. Ahitsio
Atanika
[admin]
: (tanika) mt. at. (ataneho): Ahahy na hafanaina amin'ny afo na amin'ny andro. Ahitsio