Atangorona [admin] | : | (tangorona) mt at. (atangorony): Vorina manodidina. Ahitsio |
Atangongo [admin] | : | (tangongo) mt. at. (atangongoy): Vorina betsaka manodidina, toy ny zavatra mipetaka mihitsy. Ahitsio |
Atangoloaka [admin] | : | (tangoloaka) mt fit. (atangoloahy): Entina manatangoloaka, mandoaka maninteraka. Ahitsio |
Atangolika [admin] | : | (tangolika) mt. at. (atangoleho): Afadiditra, aolikolika lalina. Ahitsio |
Atango [admin] | : | (tango) mt. fit. (atangosy): Entina mitango. Ahitsio |
Atangizina [admin] | : | (tangizina) mt. at. (atangizino): Atao mifanety, mifamoritra. Ahitsio |
Atangitrika [admin] | : | (tangitrika) mt. rit, (atangitriho): Atsipy, alentika, aboiboika, afantsitsitra. Ahitsio |
Atangirika [admin] | : | (tangirika) mt. fit. (atangiriho): Entina manatangirika, mandoaka. Ahitsio |
Atangidingina [admin] | : | (tangidingina) mt. at, (atangidingino): Asaina mihazakazaka am-pidinana. Ahitsio |
Atangy [admin] | : | (tangy) mt. at. (atangio): Omena atao tangy na vola omen'ny lehilahy ny vehivavy mety miray aminy, Ahitsio |
Atangerina [admin] | : | (tangerina) mt. at. (atangereno): Asangodingodina, atambolimbolina. Ahitsio |
Atangazona [admin] | : | (tangazona) mt fit. (atangazony): Entina manatangazona, mampitana, mampihazona. Ahitsio |
Atandrina [admin] | : | (tandrina) mt, at, (atandremo): Ilazana ny olona alaina hitandrina: Iza no hatandrina ireto mpianatra ireto raha lasa ianao? Ahitsio |
Atandrify [admin] | : | (tandrify) mt. at.(atandrifio): Atao eo anoloana, mifanatrika amin'ny...: Aza atandrify ny trano ny lava-pako, Ahitsio |
Atandry [admin] | : | na Atendry (tandry) rat. fit. (atandrao): Entina manandry na manendry, manombotomboka, manendrikendrika. Ahitsio |
Atandra [admin] | : | (tandra) mt. fit. (atandrao): Entina manongotra, ampiasaina mba hanongotana. Ahitsio |
Atanatana [admin] | : | (tanatana) mt. at. (atanatanao): Atao misokatra tanteraka: Atanatanao ny vavanao;ny varavarana Ahitsio |
AtanĂ ka [admin] | : | (tanaka) mt, at.: (ny vava) Atanatana noho ny figagana eo anoloan'ny zavatra mahazendana. Ahitsio |
Atana [admin] | : | (tana) mt, fit. (atano): Entina hitanana, hihazonana, Ahitsio |
Atampona [admin] | : | (tampona) mt. fit. (atampony): Enti-mamely ny eny an-tampony. Ahitsio |