Teny nampidirina farany

Atampoka
[admin]
: (tampoka) rat, fit. (atampohy): Entina manampoka: Ny rano amin'ny siny atompoko it? rano mangotraka it?, Ahitsio
Atampody
[admin]
: (tampody) mt. at. (atampodio): Asaina miverina ny andro iny ihany amin' ny toerana nialàna: Atampo dio Ikoto fa mangingina izaho irery. Ahitsio
Atampisaka
[admin]
: (tampisaka) mt. at, (atampisaho): Aankina a-tao mitampisaka na mifisaka amin'ny.,. Ahitsio
Atampina
[admin]
: (tampina) mt, at, (atampeno): Atao tampina, izany hoe: atao sarona na tsentsina na sakana: It? biriky it? atampina ny lavaka. Ahitsio
Atampify
[admin]
: (tampify) mt. at. (atampifio): Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin'ny hafa: Axa atampify amin'ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina Ahitsio
Atampesona
[admin]
: (tampesono) mt. at. (atampesony): Alefa hitampesona, hangataka sesilany. Ahitsio
Atambotsotra
[admin]
: (tambotsotra) rat. at. (atambotsory): Akorisa, aidina ambanimbany kokoa: Atambotsory kely la zozo io fa efa ila hidona amin'ny rindrina ny lohany. Ahitsio
Atambororotra
[admin]
: (tambororotra) mt, at. (otambororoty): Akororosy hankamin'ny ambany. Ahitsio
Atambongana
[admin]
: (tambongana) mt. at. (atambongany): Atao mitambongana na mitambatambatra, mivongambongana. Ahitsio
Atambolina
[admin]
: (tambolina) mt cit. (atamboleno): Alefa misangodingodina sy miolanolana ary miverimberina. Ahitsio
Atambitamby
[admin]
: (tambitamby) nit, fit. (atambitambazo): Entina manambitamby. Ahitsio
Atambina
[admin]
: (tambina) mt. at. (atambino): Atao tambina, fanampy, kaka: Mitadiava auto hatambintsika ny toko. Ahitsio
Atamby
[admin]
: (tamby) mt. at. (atambazo): Omena atao ka-rama: Ariary folo no natambiko azy hitondra it? entankely th") tany an-tsena Ahitsio
Atambezo
[admin]
: (tambezo) mt. at. (atambezoy): Asaina mitambezo, mangataka mafy tsy misy fiatoana sY sesilany. Ahitsio
Atambesatra
[admin]
: (tambesatra) mt. at. (atambesàro): Ilazana ny tanana entina manindry mba hampahavesatra: Aza atambesatra eo ambony entana ny tananao fa tsy zakako. Ahitsio
Atamberivery
[admin]
: (tamberivery) mt, at. (atamberivereo): Asodisody, avala hirenireny. Ahitsio
Atamberina
[admin]
: (tamberina) mt. at. (atombereno): Asaina mandeha dia miverina; asaina mandroso dia misangodina. Ahitsio
Atambatra
[admin]
: (tambatra) mt. at. (atambaro): Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa. 1 h.o.: Natambatry ny fifankatiavan'ny ankizy isika ray aman-dreny roo tonta. ? Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efNato . 1 Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaouana it? latabatra tt?. Ahitsio
Atamana
[admin]
: (tamana) mt. at. (atamano): Atao tonga tamana. Ahitsio
Atalapetraka
[admin]
: (talapetraka) mt. at. (atalapetraho): Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry eo anoloana. Ahitsio