Teny nampidirina farany

Atalantalana
[admin]
: (talantalana) mt. at. (atalantalano): Atao amin'ny talantalana, apetraka ambony talantalana. Ahitsio
Atalaho
[admin]
: (talaho) mt, fit. (atalahoy): Entinamitalaho (toy ny tanana, ohatra izany, ny vava sy molotra...). Ahitsio
Atakovana
[admin]
: (takovana) mt. at. (atokovàno): Apetaka mate-vina be. Ahitsio
Atakotroka
[admin]
: (takotroka) mt. at. (atakotrohy): Atao mipoaka mafy, Ahitsio
Atakotra
[admin]
: (takotra) mt, fit. (atakofy): Entina manakotra, manarona amin'ny takotra. Ahitsio
Atakosina
[admin]
: (takosina) mt, at. (atakosino): Atao boribory lavalava. Ahitsio
Atakona
[admin]
: (takona) mt. fit. (atakony): Entina manakona, Ahitsio
Atakona
[admin]
: (takona) mt. fit, (atakony): Entina mibata. Ahitsio
Atakolaka
[admin]
: (takolaka) mt. at. (atakolahy): Asaina mitampify mba hitily, hitsikilo. Ahitsio
Atakoko
[admin]
: (takoko) mt. at. (atakokoy): Asaina mitakoko. Ahitsio
Atakoditra
[admin]
: (takoditra) mt. at. (atakodiro): Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika. Ahitsio
Atakoboka
[admin]
: (takoboka) mt. at.: Entina manafo (ny filaniana), Ahitsio
Atakobaka
[admin]
: (takobaka) mt. at. (utuko bah y): Ahetsiketsika ao anaty rano. Ahitsio
Atakizina
[admin]
: (takizino) mt. at. (atakizino): Atao mitakizina, avala ao anatin'ny maizina. ? Atao tonga fadiranovana. Ahitsio
Atakitsoka
[admin]
: (takitsoka) mt. at. (atakitsohy): Atsipy, alentika lalina dia lalina, ahitsoka lalina. Ahitsio
Atakila
[admin]
: (takila) mt, at. (atakilao): Alaina ny antsasany. Ahitsio
Atakiky
[admin]
: (takiky) mt. cit. (atakikio): Atao foana tsy misy na inona na inona, atao majifa. Ahitsio
Atakiboka
[admin]
: (takiboka) mt. at. (atakibohy): Hidiana, ahiboka, Ahitsio
Atakibaka
[admin]
: (takibaka) mt fit, (atakibaho): Entina mamely, manevika eo amin'ny takibaka. Ahitsio
Atakatra
[admin]
: (takatra) mt. fit. (atakaro): Entina manakatra: It? hazo it? atakatra an'io boky io, Ahitsio