Teny nampidirina farany

Asivana
[admin]
: (sivana) mt, fit. (asivano): Entina manasivana, manintsana. Ahitsio
Asitrika
[admin]
: (sitrika) mt. at, (asitriho): Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany. ~ Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko? 1 Alevina: Amin'ny telo ora hariva no hasitriko ny razana Ahitsio
Asitrana
[admin]
: (sitrana) mis fit. (asitrano): Entina manasitrana. Ahitsio
Asitraka
[admin]
: (sitraka) mt. at.: A-tao mba hamalifaliana. Ahitsio
Asisina
[admin]
: (sisina) mt. at. (asisino): Atao sisina. Ahitsio
Asisika
[admin]
: (sisika) mt. ot. (asisiho): Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy. 1 Atsofoka: Asisiho kely ao amin'ny taratasinao ireto teny ireto. Ahitsio
Asisy
[admin]
: (aisy) mt. fit, (asisio): Entina misisy na marsala nY mivohibohitra amin'ny hazo fisaka. Ahitsio
Asisa
[admin]
: (sisa) mt, at, (asisao): A-melana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany . Ahitsio
Asiontsiona
[admin]
: (siontsiona) mt, at. (asiontsiony): Asaina mivezivezy ats? sy ar'y. Ahitsio
Asintona
[admin]
: (sintona) mt. fit. (a. sintony): Entina misintona, mitarika: Tady asintona ireo entana latsaka any anaty rano, Ahitsio
Asintaka
[admin]
: (sintaka) mt. at. (m sintaho): Sarahina amin'ny vadiny (vehivavy): Nahoana no nasintakao Rasoa? Ahitsio
Asingotra
[admin]
: (singotra) mt. fit. (asingory): Enti-milaza ny tadivavarana hisamborana omby: It? no tady mafy asingotra ny omby. Ahitsio
Asingana
[admin]
: (singana) mt. at. (asingano): Izay anampy mba haha-isa tsy ankasa ny isa iray. Ahitsio
Asinda
[admin]
: (sinda) mt. at. (asindao): Ahataka, alana: Asindao ny alahelo. Ahitsio
Asimba
[admin]
: (simba) mt. fit. (as im b ao) : Entina manimba. Ahitsio
Asimaka
[admin]
: (simaka) mt. fit. (asimaho): Entina manimaka. Ahitsio
Asilatra
[admin]
: (silatra) mt. fit. (asilaro): Entina manasilatra, manaisotra silany kely. Ahitsio
Asilaka
[admin]
: (silaka) mt. fit. (asiloho): Entina manilaka, mana-la ilany kelY. Ahitsio
Asikina
[admin]
: (sikina) mt, at. (asikino): Atao sikina: Mitsangàna asikino ny lamba Ahitsio
Asidra
[admin]
: a.: Ranomahery faninginana. Ahitsio