Teny nampidirina farany

Tsinkasina
[admin]
: a.: Fianjerana mitsimbadfmbadika na mikodiadia. - t.i.f.: Atsinkasina, voatainkasina, tafatsinkasina / manatsinkasina, fanatsinkasina, mpanatsinkasina / anatsinkasinana, fanatsinkasinana / mitsinkasina, fitsinkasina, mpitsinkasina / itsinkasinana, fitsinkasinana / mahatsinkasina I tsinkasinkasina. Ahitsio
Tsinkara
[admin]
: Mitovy amin'ny Tsikara. Ahitsio
Tsinkafonkafona
[admin]
: a.: Zavamaniry fahita mihevaheva eny ambony rano (Pistia), Ahitsio
Tsinkafona
[admin]
: ft.: Fihevahevana eny ambony rano fa tsy milentika. - t.i.f.: Atsinkafona, voatsinkafon, tafatsinkafona / manatsinkafona, fanatsinkafona, mpanatsinkafona ! anatsinkafonana, fanatsinkafonana / mitsinkafona, fitsinkafona I mahatsinkafona / tsinkafonkafona. Ahitsio
Tsinjovina
[admin]
: (tsinjo) mt. ih. (tsinjovy): Jerena avy amin'ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay er? an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny! tt Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka. Ahitsio
Tsinjo
[admin]
: a: Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin'ilay maizim-bava vilany iny. ~ I{ita avy amin'ny toerana ambony: Tsinjoko erY an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso. ? Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik'iny no misy ny any aminay. - t.i.f.: Tsinjovina, atsinjo, voatsinjo, tsininjo / mitsinjo, fitsinjo, mpitsinjo / itsinjovana, fitsinjovana / mahatsinjo / tsinjotsinjo. Ahitsio
Tsinjaraina
[admin]
: (tsinjara) mt. ih. (tsinjarao): Zaraina hitsitokotoko; amidy mitsipotika. Ahitsio
Tsinjara
[admin]
: a.: Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka. ? Fivarotan-javatra mitsipotin ka fa tsy ambongadiny., - t.i.f.: Tsinjaraina, atsinjara, voatsinjara I maninjara, faninjara, mpaninjara / manatsinjara, fanatsinjaxa, mpanatsinjara / anatsinjarana, fanatsinjarana / mitsinjara, fitsinjara, mpitsinjara I itsinjarana, fitsinjarana / mahatsinjara. Ahitsio
Tsinjaka
[admin]
: a.: Tsambikimbikina. •Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto. - t.i.f.: Tsinjahina, atsinjaka, tafatsfnjaka I mitsinjaka, fitsinjaka, mpitsinjaka I itsinjahana, fitsinjahana / mahatsinjaka I tsinjatsinjaka. Ahitsio
Tsinjahina
[admin]
: (tsinjaka) mt. ih. (tsinjaho): Andihizana, anaovana tsinjaka. Ahitsio
Tsinirika
[admin]
: (tsirika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsirika, tsirihina. Ahitsio
Tsinipaka
[admin]
: (tsipaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsipaka, tsipahina, dakana: Tsinipak' i zandry ny firakofana. 1 A-riana, lavina: Notsinipaky ny t`ainy tsy ho zanany Rakoto. Ahitsio
Tsininjo
[admin]
: (tsinio) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsinjo, tsinjovina, jerena avy lavitra: Notsininjony foana ny ombiny sao mitondraka. ? Ampiana: Notsininjony ny reniny efa antitra. Ahitsio
Tsininika
[admin]
: a.: Fanorihan-drano mandeha mors ary tsy miato. (Mitovy fiovan'endrika amin'ny Jininika). Ahitsio
Tsininganingana
[admin]
: p.t.: Mipelipelika. - t.i.f.: Tafatsininganingana I mitsininganingana, fitsininganingana, mpitsininganingana / itsininganinganana, fitsininganinganana / mahatsininganingana. Ahitsio
Tsinina
[admin]
: (tsiny) mt. ih. (tsinio): (Vy) hamafisina, aofana. Ahitsio
Tsinina
[admin]
: (tsiny) mt. ih. (tsinio): Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinfna izy noho ny tsy fahalalany. ? Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao. ¶ M.h.: Tenenina, kabedesina, kamentsonina. Ahitsio
Tsiny
[admin]
: a.: Fanamafisana vy amin'ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. - t.i.f.: Tsinfna, voatsiny / maniny, faniny, mpaniny / aniniana, faniniana I mahatsiny. Ahitsio
Tsiny
[admin]
: a.: Fanamelohan'ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon'ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin'ny rainy izy noho ny ditra nataony. 1 Ota, fahotana: Mbola :axa tsy manan-tsiny izy io. 1 Ki-1ema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao, 1 Tsinina, voatsiny I maniny, faniny, mpaninY I aniniana, faniniana. - F.-p.: Manala tsiny: mana-f aka izay mety ho hadisoana. / Manome tsiny: manome adidy, manameloka. 1 Miala tsiny: manala tsiny ny tena, mandio tena. ¶ M.h.: Teny, faniniana, tebaka, tenitra, nenitra, kizaka, kiana, adidy, fanadidiana, safay, fondra), heloka, soketa, lolotramalona, feta, voina, latsa, ngidin-koditra, likiliky, tevidoha, ota fady. — Miala tsiny, miala fondra), miala salohy fito, miala va-va. —Manama tain y, maniny, manenitra, be tenitra, be nenitra, manome adidy, mikizaka, manakiana, manome fondro, mampitondra loza, mampiraingi-keloka, manome soketa, manatsikera, manebaka, mameta, mampangidy hoditra. Ahitsio
Tsingozahoza
[admin]
: p. t.: Reraka zara raha afa-mamindra. - t.i.f.: Mitsingozahoza, fitsingozahoza, mpitsingozahoza / itsingozahozana, fitsingozahozana / mahatsingozahoza. Ahitsio