Teny nampidirina farany

Asidiondiona
[admin]
: (sidiondiona) mt, at, (asidiondiôna): Asaina na avala hivezivezy ats? sy ar? mba hibolidy amin'ny raharaha. Ahitsio
Asidina
[admin]
: (Atm.) a.: Harona fanihifana hazandrano. Ahitsio
Asidina
[admin]
: (sidina) mt, at. (asidino): Atsipy, atoraka ambony. Ahitsio
Asidy
[admin]
: (Tsm) a.: Zanak'anabavy. Ahitsio
Asiana
[admin]
: (isy) mt. ih. (asio na asivo): Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: A-sio sira ny laoka. 1 Velezina, vonoina amin'ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe, 1 Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; / toerana ambolena zavatra: Asio vomanga it? sombin-tany it?; / toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely it? akanjoko / toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako. Ahitsio
Asiaka
[admin]
: (siaka) mt. fit. (asiaho): Ilazana ny vava entina na ampiasaina hisiaka. Ahitsio
Asetroka
[admin]
: (setroka) mt. fit. (asetrohy): Entina manetroka, Ahitsio
Asetry
[admin]
: (setry) mt. at. (asetreo): Avaly: Inona no asetrinao izany? Ahitsio
Asetra
[admin]
: (setra) mt. fit. (asetrao): Entina manohitra, manohana: Inona no hasetrantsika ny fanafihan'ny fahavalo? Ahitsio
Asetaseta
[admin]
: (setaseta) mt. at. (a setasetao): Asaina na avala mietraketraka sy mianjonanjona. Ahitsio
Asesika
[admin]
: (sesika) mt. at. (aseseho): Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona? 1 Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io. Ahitsio
Asesy
[admin]
: (sesy) mt. at. (aseseo): Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin'izay nyhira, rankizy. • Amidytsirairay: Nasesiny dimampolo mihodidina ny akohony rehetra Ahitsio
Aserasera
[admin]
: (serasera) mt. at. (aseraserao): Ampandalovina matetika eo anoloan'olona. Ahitsio
Aserana
[admin]
: (serana) mt. at. (usera-no): Enti-mandalo eo anoloana, enti-misenana: Aza aserana an-dRaibenao iny kifafa iny. Ahitsio
Asenoka
[admin]
: (senoka) mt at.: Sahiranina, atao tonga very hevitra. Ahitsio
Asendrasendra
[admin]
: (sendrasendra) mt, fit. (asendrasendmo): Entina maminavina ara-keviny (enti-milaza akoholahy atao fitsapana): Tsy manaiky aho raha ny akohoko no asendrasendra. Ahitsio
Asendaotra
[admin]
: (sendaotra) mt. at.: Atao tonga tezitra, atao izay hahatezitra, omena fo. Ahitsio
Asendaka
[admin]
: (sendaka) mt. fit.(asendaho): Entina manendaka (hoditra, lamba). Ahitsio
Asempotra
[admin]
: (sempotra) mt. fit. (asempory): Entina hahasempotra. Ahitsio
Asembana
[admin]
: (sembana) mt, fit. (asembano): Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho Iasa ihany isika amin'ny alatsinainy raha tsy misy zavatra hasemban'ny fanahy ratsy ny diantsika. Ahitsio