Teny nampidirina farany

Asavily
[admin]
: (savily) mt. at. (asavilio): AkiviHvily: Asaviliny ny sandriny rehefa mandeha 1 Atsipy: Asavilio ny antsamotady. ~ Atolaka: Aza asavilinao aty aminay ny fitenenana Ahitsio
Asavika
[admin]
: (savika) mt. fit. (asavi ho): Entina misavika, mitolona, mandrombaka. Ahitsio
Asaveravera
[admin]
: (saveravera) mt. at. (asaueraverao): Avela hisafotofoto, hikorandendina. Ahitsio
Asavenavena
[admin]
: (savenavena) mt, at. (asavenavenao): Atao misokatra be, atanatana. Ahitsio
Asavembena
[admin]
: (savembena) mt. at. (asavembeno): Avezivezy, asavilivily. Ahitsio
Asava
[admin]
: (sava) mt, fit. (asauao): Entina misava, mizaha ao anaty zavatra. Ahitsio
Asatrona
[admin]
: (satrona) mt, fit, (asatrony): Entina maka valala. Ahitsio
Asatroka
[admin]
: (satroka) mt. at. (asatrohy): Enti-milaza ny satroka ampanaovina: Satroka harona asatroka azy fa maioamaivana ireny. Ahitsio
Asaso
[admin]
: (saso) mt. fit. (asasoy): Entina misaso, mitsapa izay hevitry ny sasany, Ahitsio
Asasy
[admin]
: (sasy) mt. at. (asasio): Atao sasy, atao fiteny na filatron-kira mialoha: Feon-jauamaneno mahafinaritra no nasasiny ny fampisehoana Ahitsio
Asasa
[admin]
: (sasa) mt, fit. (asasao): Entina manasa. Ahitsio
Asarotro
[admin]
: mt. at. (asarotroy): Atao sarotro. Ahitsio
Asaroro
[admin]
: (saroro) mt. fit. (asaroroy): Entina misaroro, mamitaka amin'ny fiolakolahana manary andro. Ahitsio
Asarona
[admin]
: (sarona) mt. fit. (asarony): Ampiasaina hanaronana: It? sahafa ity asarona ny sinibe aloha Ahitsio
Asaritaka
[admin]
: (saritaka) mt. at. (asaritaho): Akorontana atao misafotofoto. Ahitsio
Asariraka
[admin]
: (sariraka) mt. at (a sariraho): Asaritaka, asafotofoto. Ahitsio
Asarika
[admin]
: (sarika) mt. fit. (asariho): Ilazana ny tanana entina misarika zavatra. Ahitsio
Asareraka
[admin]
: (sareraka) mt. at. (asareraho): Atao migorerarera, miketraka, tsy afehy tsara. Ahitsio
Asarebaka
[admin]
: (sarebaka) mt. at. (asarebaho): (lamba) Arefarefa amin'ny tany: Aza asarebaka ny lambanao. Ahitsio
Asarangotra
[admin]
: (sarangotra) mt, fit. (asarangoty): Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao hauanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia Ahitsio