Teny nampidirina farany

Aozona
[admin]
: (ozona) mt.fit. (aozony): (teny) Entina manozona: "Aza mahita uariraiuenty ialahy "; izany no teny naozon-drainy axy. Ahitsio
Aoza
[admin]
: (oza) mt fit. (aozao): Enti-manasa, manontsana: Tsy misy rano aoza tanana akory! Ahitsio
Aovoka
[admin]
: (ovoka) mt.fit. (aouohy): Enti-manala, manatsoaka, manesotra. Ahitsio
Aovaka
[admin]
: (ovaka) mt. fit (aovaho): Entina manendaka, manongo. Ahitsio
Aova
[admin]
: (oua) mt.at. (aouay): A-solo. Ahitsio
Aova
[admin]
: (Ski) a.: Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana. Ahitsio
Aotrika
[admin]
: (otrika) mt.at. (aotreho): (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny uolako. • (voankazo) Atao amin'ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andauaka ireto akondro ireto. ~ Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miammila valopoio lahy, Ahitsio
Aotra
[admin]
: (angl. nought na ought) a.: Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy" nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io: 5; 50 = 5x10. Ahitsio
Aotra
[admin]
: (otra) mt. fit. (aory): Entina manotra: Tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako. Ahitsio
Aotomobilina
[admin]
: (fr, automobile) a: Karazana fiara mandeha amin'ny maotera, fitondrana olona na entana. Ahitsio
Aotobisy
[admin]
: (fr• autobus) a: A- 4 narana omena ireo fiara ngeza natao hitondra mifamezivezy ny mponina an-tanàndehibe, manaraka zotra efa raikitra ho falehany avy; fiaram-bahoaka. Ahitsio
Aotina
[admin]
: (otina) mt, at. (aoty): Ahozongozona, ahetsiketsika. Ahitsio
Aoty
[admin]
: (oty) mt. fit. (aotazy): Entina mioty. Ahitsio
Aostralianina
[admin]
: (fr. Australien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan'ny fizaran-tany lehibe eto amin'izao tontolo izao. ? p.t.: Mikasika an'i Aostralia na an'i Aostralia na avy any Aostralia: Ny aositritsy dia biby aostralianina no niandohany. Ahitsio
Aositritsy
[admin]
: (fr, autruche) a: Kaxazam-borona avo no sady lava tends, 2m60 ny haavony, goaibe (100kg), izay mivelona an'andiany any an-tany efitra; fohy dia fohy ny elany fa ny tongony kosa mahery mandeha fa mety hahavita 40 km isan'ora. Ahitsio
Aosa
[admin]
: (osa) mt.at.: Atao tonga osa. Ahitsio
Aorotra
[admin]
: (orotra) mt,fit. (aoroty): Entina manorotra, manongotra, manombotra. Ahitsio
Aoroka
[admin]
: (oroka) mt. fit. (aorohy): Entina manoroka: Ara-ka ny fomban'ny Ntaolo dia ny orona no aoroka fa tsy ny molotra Ahitsio
Aoritsa
[admin]
: t.p. Teny entina mamporisika ny alika mba hiady. Ahitsio
Aoritra
[admin]
: (oritra) mt. at. (aoreto): Atao tonga mioritra; pitsohina, aforitra. Ahitsio