Teny nampidirina farany

Aoritra
[admin]
: (oritra) mt.fit. (aoroty): Entina manongotra. Ahitsio
Aorina
[admin]
: (orina) mt.at. (aoreno): Atsangana, atsatoka: Tamin'ny taon-dosa no naorina it? tsena it?. Ahitsio
Aorika
[admin]
: (orika) mt.at. (aoriho): Asaina miakatra, mitsena ny rano. Ahitsio
Aoriana
[admin]
: ppk, na p.mt.: Entimilaza toerana na fotoana mifanohitra amin'ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana, ny fotoana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian'ny (na aorianan'ny) alakamisy (ppk. milaza fotoana). ~ Mipetraha ianao avy eto aoriana (p.mt. milaza toerana). 1 Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao (ppk. milaza toerana). Ahitsio
Aory
[admin]
: (ory) mt.fit. (aorio): Entina mampahory, misangy, manorisory. Ahitsio
Aoranorana
[admin]
: (orana) mt,at. (aoranorano): Abosibosika, arapadrapaka. Ahitsio
Aorana
[admin]
: (orana) mt.at. (aory): Fotsina, diovina (enti-milaza firavaka volamena na volafotsy). Ahitsio
Aonona
[admin]
: (onona) mt, at. (aonony): Atony, atao tonga tony. Ahitsio
Aonjinonjina
[admin]
: (onjinonjina) mt. at, (aonjinonjeno): Adoladola am-pamindrana somary miaingitraingitra kely. Ahitsio
Aonja
[admin]
: (onja) mt,at.: Asaina ahetsiketsiky ny onja. Ahitsio
Aonitra
[admin]
: (onitra) mt.fit. (aorte-ro): Entina manonitra: Aiza ianao no hahita vola haonitra io fiaran'olona nosimbanao tanteraka io? Ahitsio
Aongotra
[admin]
: (ongotra) mt.fit. (aongoty): Enti-manongotra: Tandra no aongotra ny nify raha mafy. Ahitsio
Aongonongona
[admin]
: (ongonongony) mtat. (aongonongony): Atao miavoavo, mivohibohitra. Ahitsio
Aongana
[admin]
: (ongana) mt.at. (aongano): Azera ambony ambany: Naongan'ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano. ~ Aetry amin'ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan'ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa. ~ Esorina amin'ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben'ny fivondronana intsony izy, Ahitsio
Aongaka
[admin]
: (ongaka) mt. at. (aongaho): Aesotra, entina. Ahitsio
Aonena
[admin]
: (onena), mt.at.: Entimilaza ny olona ampihetsehim-po, atao tonga onena, mihetsi-p o. Ahitsio
Aondrika
[admin]
: (ondrika) mt. ot. (aondreho): Atao milefitra, mitanondrika: Aondreho ny loha fa aza miandrandra Ahitsio
Aondrana
[admin]
: (ondrana) mt. at. (aondrono): Alefa hiampita, amin'ny lakana na sambo: A-kondro oalo taonina no naondrana omaly. Ahitsio
Aondana
[admin]
: (ondana) mt. at. (aondany na aondano): Atao ondana: It? ondan-jaza it? aloha aondana azy von/y maika. Ahitsio
Aompana
[admin]
: (ompana) mt. at. (aompano): Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan'ny hikapohany azy. ~ h.o,: A-raikitra, ankinina: Azo aompana amin'ny fahaizana teknika fotsiny ire ny fandrosoan'ny firenena? Ahitsio