Teny nampidirina farany

Aodina
[admin]
: (odina) tilt. at. (aodino): Asaina mikomy: Naodin'ireo naongana tamin'ny toeram-boninahiny ny mponina tany amin'ny faritany atsinanana. Ahitsio
Aobonobona
[admin]
: (obonobona) mt. at. (aobonobony): Abontsina. Ahitsio
Ao
[admin]
: p,mt.: Enti-milaza toerana akaikin'ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy uoronkely ao an'efitra ao. ~ Toerana tsy dia lavitra Ioatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik'io tendrombohitra io. ~ Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana. Ahitsio
Antsovina
[admin]
: (antso) jar.: Antsoina. Ahitsio
Antsotsany
[admin]
: a.: Fitanana ny fahadisoana mba hahazoana manararaotra Ahitsio
Antsosana
[admin]
: (t.tr.) a.: Fanadinoana, fahafaty arika. Ahitsio
Antsoronina
[admin]
: (antsorona) mt. ih. (antsorony): Tenenina na atao alohan'ny fotoana tokony hanaovana azy. Ahitsio
Antsorona
[admin]
: ft.: Enti-milaza filazan-javatra lasa aloha loatra, izay any aoriana vao tokony hambara, na filazana mialoha ny mbola any af ara. 1 tif: antsoronina f miantsorona, fiantsorona, mpiantsorona ( iantsoroana, fiantsoroana f manantsorona, f anantsorona, mpanantsorona. ? F.-p.: Miantsoro-mianotra ny resaka: misy zavatra tokony ho nolazaina tany aloha kanefa izao vao ambara. Ahitsio
An-tsoroka
[admin]
: p.mt.: Eo ambony soroka. é t.f.f.: antsorohina ) miantsoroka, fiantsoroka, mpiantsoroka ( iantsorohana, fiantsorohana. Ahitsio
Antsorohina
[admin]
: (an-tsoroka), mt. ih. (antsorohy): Entina eo an-tsoroka. ? h.o.: Raisina ho adidy, iadidiana, iandraiketana: Antsorohy ny famokarana, Ahitsio
Antsoro
[admin]
: (Tsm) a.: Angady kely lava zarana fitondra mandeha. Ahitsio
Antsoro
[admin]
: a.: Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary ma-lama ka mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha mando; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: Boka potraka amin'ny antsoro: raha misy fiuoy dia lakana. Ahitsio
Antsorina
[admin]
: p.mt.: Angatahana andro mba hieritreretana. Ahitsio
Antsontsany
[admin]
: jer.: Tsontsany. Ahitsio
Antsonina
[admin]
: (antsona), mt, ih. (antsony): Ajanona, asaina miantsona: Nantsonina ter? lauidavitro ny sambo. Fiteny kokoa ankehitriny ny hoe: aantsona. Ahitsio
Antsongoloka
[admin]
: a.: Fanararaotana hahazoana mifetsY sy mangalatra noho ny toe-javatra hita na tsy dia manao ahoana aza izany. Ahitsio
Antsonaina
[admin]
: (antsona), mt, ih.: Vongaihina, aihina. Ahitsio
Antsona
[admin]
: ft.: Ilazana ny fahatongavan'ny sambo na lakana eo amin'ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin'ny morona. - t.i.f.: antsonina, aantsona, voantsona ( miantsona, fiantsona, mpiantsona ) iantsonana, fiantsonana ) manantsona, fanantsona, mpanantsona ) anantsonana, fanantsonana. Ahitsio
An-tsuIa-bato
[admin]
: p.mt.: Eny ambony vatolampy avoavo misolampilampy. Ahitsio
Antsojay
[admin]
: p, mt.: Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana: Manao antsojay: manararaotra fahadisoana na tsy fitandremana kely na tsy fahatongavana ara-potoana tsara mba hamelezana ny sasany. ¶ M.h.: manao kendry tohina. Ahitsio