Teny nampidirina farany

Antsimbary
[admin]
: a.: Antsy mifaraingo ny lelany ka ampiasaina hijinjana vary. Ahitsio
Antsikely
[admin]
: a.: Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany. - F.-p.: Antsikely be zarany: olona be didoha, be tohika. Ahitsio
Antsika
[admin]
: s.o.: Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. * F.-p.: Ny antsika: enti-milaza zavatra ananana: Betsaka ny tanàna fa ny antsika no tsy afaka an-tsaiko. Ahitsio
Antsifotsy
[admin]
: a.: Antsy fitondran'ny miaramila miady. Ahitsio
Antsifohy
[admin]
: a.: Antsy lehibe lela Ahitsio
Antsifiharatra
[admin]
: a.: Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin'ny lelany ihany. Ahitsio
Antsibe
[admin]
: a.: Antsy lehibe azo ampiasaina ho toy ny farnaky fikapana hazo. Ahitsio
Antsiaraha
[admin]
: a.: Antsy lehibe maranitra. 1 h.o.: olona fihara-bava. Ahitsio
Antsiantsy
[admin]
: a.: Karazan'androngo madinika kely, fahita eny amin'ny ahitra na eny amin'ny tamboho efa raya. Ahitsio
Antsy
[admin]
: a.: Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena. Ahitsio
Antsetra
[admin]
: a.: Vy miendrika lelan'angady kely izay atsatoka eo andohan'ny tehina na amin'ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy. 1 Honkon'ny zarandefona na angady. Ahitsio
Antsefaka
[admin]
: a.: Halavan-drefy mitovy amin'ny elanelan'ny fanondro sy ny anky, izany hoe mitovy amin'ny voantondro efatra. Ahitsio
Antsefa
[admin]
: a.: Kilalao isehoampahakingana amin'ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao. Ahitsio
Antsàvony
[admin]
: p. Levons na lany foana, very voaka (tsy fampiasa mandeha irery io teny io fa miaraka mandrakariva amin'ireto teny ireto: lany, very, manary: Tsy hita ny alehan'ireo vola nangonina fa very antsavony tsy hi-ta pop6ka. Ahitsio
Antsavily
[admin]
: a.: Tady ahantona ka mikipilipily na mivezivezy mitondra ny tena handroso na hihemotra. - t.i.f•: miantsavily, fiantsavily, mpiantsavily I iantsaviliana, fiantsaviliana. —( Ahitsio
Antsatoka
[admin]
: a.: Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen'ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony. Ahitsio
Antsasaka
[admin]
: Antsasany a.: Ila na tapa-javatra nozaraina roa mitovy: Nozarainy ny mofo ka nomeny ny zandriny ny antsasany. Ahitsio
Antsasaka
[admin]
: ft.: Enti-milaza zavatra simba, lo, masiso (fiteny indrindra amin'ny ravinkazo, lokon-javatra manopY vony). i tif,: antsasahina, voantsasaka 1 manantsasaka, fanantsasaka, mpanantsasaka 1 anantsasahana, f anantsasahana 1 mantsasaka. Ahitsio
Antsasahina
[admin]
: (antsasaka) mt. ih. (antsasaho): Enti-milaza ny ravim-paraky avala hilona elaela mba ho masaka tsara. Ahitsio
An-tsapatsapaka
[admin]
: p, mt.: A-mim-pomba kitoatoa, mosalahy. Ahitsio