Teny nampidirina farany

Amany
[admin]
: na Fivalanandrano a.: Rano maloto avy amin'ny tenan'ny olombelona, izay miforona ao amin'ny voa ary miangona ao amin'ny tatavia alohan'ny hivoahany any ivelany. ¶ M.h.: fivalanan-drano, siritra. - t.i.f,: amaniana, voamany / mamany, famany, mpamany / amaniana, famaniana / amaninombY. - Amanin-tsahona: enti-milaza ranon-javatra kely dia kely, toy ny hoe indray mitete; / marary famaniana: mahatsiaro marary rehefa mivalandrano; / namany andaua-bitsika: aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain'ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany). Ahitsio
Amanja
[admin]
: (manja), mt. fit. (amanjao): Enti-manamanja. Ahitsio
Anarana
[admin]
: karazan'ahitra (Antherotoma Naudini). ~ Karazan-toaka ratsy tsisy vidiny. Ahitsio
Amaninomby
[admin]
: a.: Fivalanandranon'omby ampiasaina amin'ny fanaovana naitrara.l Ahitsio
Amangana
[admin]
: (mangana), mt. fit. (amangano): Entina manamangana, ampiasaina mba hanamangana. Ahitsio
Amanga
[admin]
: (manga), mt. fit. (amangao): Entina manamanga Ahitsio
Amandina
[admin]
: (mandina), mt. fit. (amandino): Entina manamandina. Ahitsio
Amana
[admin]
: ppt.: Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka. / Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay. Ahitsio
Amalona
[admin]
: a.: Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody. * Ohab.: Raha tonga ny amalom-boasim, tsy manankavana afa-tsy ny maty aho, fa raha tonga ny asa cadi-drano, havako daholo Imamo sy Imerina: enti-milaza olona tia tena fatratra izay tsy mahalala na iza na iza rehefa ao anatin'ny fiadanana, nefa kosa midodododo manatona ny hafa rehefa misy mahaporitra. / Amalon' Imoriandro: tsy hain-jaza tsy haim-behiuatiy: enti-milaza toe-draharaha sarotra tsy hain'ny sarambabe halana olana. / Na fy axa ny amalona, ny ielako tsy ataoko jono: enti-milaza fahamalinana: na toy inona na toy inona hasoan'ny zavatra iray, tsy tokony hatakalo an'io na oviana ny aina. Ahitsio
Amalompotaka
[admin]
: a.: Jer. Amalomalandy. Ahitsio
Amalombandana
[admin]
: na Driatra (Ski) a.: Karazan'amalona lehibe mety mahatratra 1,5 m. ny halavany ary ohatra ny fe ny habeny. Ahitsio
Amalomalandy
[admin]
: na Amalompotaka a.: Karazan'amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon'ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa. (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry). Ahitsio
Amaitso
[admin]
: (maitso), mt. fit. (amaitsoy): Entina manamaiteo. Ahitsio
Amainty
[admin]
: (mainty), mt. fit.(amaintiso): Entina manamainty. Ahitsio
Amaimbo
[admin]
: (maimbo), mt. fit.: Entina manamaimbo. Ahitsio
Amailaka
[admin]
: (mailaka), mt. at.: Atao tonga maflaka. Ahitsio
Alzerianina
[admin]
: (fr. algérien) a.: Ny firenena monfna any amin' ny tanin'i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan'i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivauahana silamo ny Alzerianina. ? p.t: Momba an' i Alzeria na an'i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina aizerianina vao nahazo ny fahaleouantenany. Ahitsio
Alozoka
[admin]
: (loxoka), mt. fit. (alozohy): Enti-milaza ny hazo anaovana lozoka: Haxo bortbory sady mafy tsara haloxoka it?. Ahitsio
Aloioka
[admin]
: (lozoka), mt. at. (alozohy): Asaina ilofosana, iezahana. Ahitsio
Alozina
[admin]
: (alo), mt. ih. (alozy): Entin-teny: Tsy alozin-teny amin'ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana. ? Loarana: Raha nalozina auy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty louia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Moto. ~ Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo m'y ny varinareo raha tianareo. Ahitsio