Alikalika [admin] | : | (alika), p. t. : Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin'ny zazakely). Ahitsio |
Alikaina [admin] | : | (alika), mt. ih. (alikao): Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain'ilay mpampiasa azy, ho-no, izy ka tsy maintsy mitory, Ahitsio |
Alika [admin] | : | na Aliktilika (ity faharoa no fampiasa kokoa) a.: Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina. - t.i.f.: Mialikalika, fialikalika, mpialikalika / ialikalihana, fialikalihana / mahalika - hka. Ahitsio |
Alika [admin] | : | a.: Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary la-va vatana kokoa (amin'ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe uouô na mivoub; indraindray izy mivovo na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin'izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin'ny Ntaolo tamin'ny hoe alika sy amboa (fer. Amboa), ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy. 1 h.o.: Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza na Tsy alikan'izay zaza izany!. i Li. f.: alikaina, voalikalika 1 manalika, fanalika, mpanalika ( analikana, fanalikana / mialikalika, fialikalika, mpialikalika / ialikalikana, fialikalikana / mahalikalika / mihalikalika, alikalika. Karatan'alika? Alika mata: enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty it?; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k'it?!: mba te-na mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k'it?! Ahitsio |
Alevona [admin] | : | (leuona), mt. at. (aleuony): Atao levona, lany tsy hita ventiny intsony. Ahitsio |
Alevina [admin] | : | (levina), ait. at. (aleveno): Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny uary uao mitsiry. l Tany avaratra no naleuina ny fatin' Itompokolahy Ravala. • A-lentika ila ao anaty tany: A-leueno eto it? hazo it? ho famantarana. Ahitsio |
Alevilevy [admin] | : | (levileuy), mt. fit. (aleuileueo): Enti-milaza ny teny entina mandevilevy mitezitra olona. Ahitsio |
Alevy [admin] | : | (leuy), mt. at. (aleveo): Atao mandevy, ampangotrahina. Ahitsio |
Aletsy [admin] | : | (letsy), mt. at. (aletseo) Atao miletsy, ahana, aetry: Naletsin'ny mpivarotra ny uidin-jauatra androany. Ahitsio |
Aletra [admin] | : | (letra) mt. at. (alero): Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin'izao ao anaty kiraro ny tongotra? ? Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin'ny hidim-barauarana ny fanalahidy. Ahitsio |
Alepaka [admin] | : | (lepaka), mt. at. (alepaho): Aforitra, avaroraka. Ahitsio |
Aleokomaty [admin] | : | a.: Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum). Ahitsio |
Aleokomaty [admin] | : | a.: Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny te-na: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiuerin-dalana intsony. Ahitsio |
Aleo [admin] | : | ... toy izay: Teny entimilaza fampitahana ka ny teny eo aorian'ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken'ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio. • Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso. Ahitsio |
Alentika [admin] | : | (lentika), mt, at. (alenteho): Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo. 1 Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany. Ahitsio |
Alemanina [admin] | : | (fr, allemand) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin'ny ady lehibe faharoa tao. • p.t.: Momba an'i Alemaina na an'i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina. Ahitsio |
Alemaka [admin] | : | (lemaka), mt. at. (alemaho): Atao mitovy tantana. Ahitsio |
Aleloia [admin] | : | a: Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin'ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe: Derao i Iaveh. Ahitsio |
Alelika [admin] | : | (lelika), mt. fit. (alelefo): Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady. Ahitsio |
Alelalela [admin] | : | (lelalela), mt. at. (alelalelao): Arehitra midedadeda: Aza alelalela toy izao ny afo. ~ Asaina na'avela mikiakiaka: Aza alelalela ireo ankizy ireo fa mankarenin-tsofina. Ahitsio |