Teny nampidirina farany

Alaika
[admin]
: (laika), mt. at. (alaikao) Atao milaika, atao am-pilaminana sy mianoka tsara. Ahitsio
Alahamady
[admin]
: a.: Anaran'ny volana voalohany amin'ny filaharan'ny volana malagasy merina alohan'ny Adaoro, ka ny toerana nomena azy ao an-trano dia eo amin'ny zorony avaratra atsinanana, izay antsoina koa hoe zorofirarazana. 1 Fanandr.: Natao ho andron'Andriana ny Mahamady, ary noheverina ho vintan'andro maha-mpanjaka; ny vintan'Alahamady kosa, araka ny fanandroana dia toy izao: Vaoany: mahery ka alam-bintana andrao misavika ny andriana, ka raha ankohonan'ny Andriana dia avoaka tsy miara-mitoetra aminy; vontony: mitahiry amponga telon-jehy atao ho azy; miompy gisa alahamady, gisa fotsy mivady, dia tratra antitra ny olona teraka amin'io, na lahy na vavy; uodiny: tsara, lasan-ko lehibe sy hanan-karena mety ho tratra antitra. Ahitsio
Alahady
[admin]
: a.: Andro voalohany amin'ny herinandro; tamin' ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mande-vina raha misy maty fandrao mahafolaka andantony, fa zokinandro ny alahady. Ahitsio
Alafika
[admin]
: (lafika), mt. at. (alafiho): Atao lafika: Makà bozaka halafika ny atody. Ahitsio
Alahatra
[admin]
: (lahatra) mt. at. (aiaharo): Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo. ~ Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny Akovavy (kovauy), mt. at. (akovavio): Omena toetra vavivavy. Ahitsio
Alahasaty
[admin]
: a.: Anaran'ny vola-na fahadimy amin'ny volana malagasy merina, aorian'ny Asorotany ary aiohan'ny A-sombola, ka ny toerana orne-na azy ao an-trano dia amin' ny lafin-drindrina atsimo, ilany atsinanana. ? Fanandr.: Vinta-mpamosavy ny Alahasaty; uauany: raha tsy mpamosavy ny teraka misasakalina dia mpitana ody mahery; vodiny: tsara kosa, tratra antitra, ho maintimolaly. Ahitsio
Alahelo
[admin]
: a.: Fahoriana, fijalianAlafy a.: Zavamaniry mampa- tsaina amam-panahy: Latsanolatra fery haingana ny ho- ka ao anatin'ny alahelo Latina diny sy ny raviny (Alafia izy. / Manala alahelo olona. pauciflora), ? Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! / Hanina olon-tiana: Matin'alahelo mihitsy ( reniny. 1 Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo./ Ra-ha ananan'olona alahelo ianao, mitadiaua hihavana aminy. - t.i.f.: malahelo / alahelovana, falahelovana / mampalahelo / mifampalahelo. - F.-p.: Mitsapa alahelo, mànalady alahelo: tonga mamangy fianakaviana manankavana maty ka mampiseho fiaraha-miory aminy (¶ M.h. mamangy fahoriana, maman-goy: I tompon'alahelo: freo fianakavfana manana havana maty (9 M.h.: tompo-manjô); / aiahelon-tany: alahelo ny tanindrazana (¶ M.h.: hanin-te hody). * Ohab.: Ny alahelo rakimalala, ka tsy ambara raha tsy amin'olon-tiana. Ahitsio
Alafy
[admin]
: (lafy), dit. at. (alafaso): Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy uoanjobory rehetra te- teny nalahany. r? Behandrina. Ahitsio
Alafatra
[admin]
: (lafatra), rra. at. (alafaro): Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany roa voalohany mba hitsapany izay mahay kokoa. Ahitsio
Aladitra
[admin]
: (Btl) p. mt.: Sana-trial. Ahitsio
Aladirina
[admin]
: (aladitra) mi. ih.: Sanatriavina. - F.-p.: Sanatriavin'ny unua, aladirin'ny lela: enti-milaza fandavana mafy dia mafy. Ahitsio
Alà
[admin]
: (la), mt. fit. (alavy)` Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alauy ny heui-diso ny fitanana ny marina. Ahitsio
Ala
[admin]
: a.: Fakana, fanesorana. ? Fiaingana amin'ny toerana iray mba ho any amin'ny toeran-kafa. - t.i.f.: alana, voala, tafala / manala, fanala, mpanala / analana, fanalana / miala, fia-la, mpiala / ialana, fialana / mahala. - F.-p,: Ala alahelo: zavatra amena na teny atao mba hampionona amin'ny alahelo mahazo; I ala andro: zavatra atao mba tsy hahatsiarovana ny fahelan'ny andro; 1 ala baraka: fampietrena ny voninahitra; I ala fady: vola na zavatra zaraina amin'ny olona nandray anlara tamin'ny fandevenana; / ala faditra: fombafomba entina misoroka na manaisotra ny ratsy (vintandratsy, mosavy, fanahy ratsy) sy ny loza mety haterany; 1 ala fo: fanomezana fahafaham-po; / ala fotaka: sakafo na fifaliana atao rehefa vita ny ketsa na aorian'ny raharaha manahirana iray; / ala hamohamo: zavatra atao hampihomehy mba hanalana disadisa ny tena; / ala hazakazako: fifaninanana hazakazaka; I ala hetaheta: fampitonena ny faniriana te hisotro zavatra takin'ny toetena; / nia janona: fiatoana eo ampovoan'ny raharaha na eo antenatenan'ny dia atao; / ala liano: fanaovana izay hampitony fitiavan-javatra na fanirian-javatra iraY; / ala londona: fihintsanan'ny vony rehefa vonona ny voany; / ala loza: fombafomba atao amin'ireo mivady mpihavana mba hisorohana ny loza mety hahazo azy; I ala mandry: tsy fatoriana any an-tokantranon'ny tena fa any ivelany; / ala mosauy: fanandramana kely amin'ny hanina aroso na amin'ny zavatra a-tao fanomezana, eo imason' ilay olona amena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra; 1 ala nenina: fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana; / ala olana: famahana tady mifadiditra; h.o.: fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana;l ala ondrana: fombafomba analana ny sampona raha misy mivady mpihavana akaiky; / ala ratsiaina: fanomezana vehivavy bevohoka izay zavatra tfany mafy hohanina; / nia rohana:(jer. ala uoly); / ala safay: fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason'ny olona; / nia sasatra: fijanonana eo ampovoan'ny raharaha mba hahafahana maka aina; / ala tsahatra: (jer. ala sasatra) / ala saron-tandroka: teny atao aloha mba ho fialan-tsiny; / ala tsiny: fanadiovantena amin'izay rehetra heverina fa mety hahadiso amin' ny fanaovana azy; / nia vaua: fanaovana teny mamy izay matetika tsy arahin'asa; / ala vintana: fombafomba entimanala ny loza mety hateraky ny vintan-dratsy na ny vintana mahery; / ala vizana (jar. nia sasatra); / ala uoady: fanatanterahana ny voady natao; I ala uoly: fihetsiketsehana mba hanalana ny volivoly amin'ny tena vokatry ny havizanana; h.o.: fandehanana eny ambanivohitra mba haka rivotra; I ala volon jaza: fombafomba arahina amin'ny fanapahana ny volon-jaza voalohany raha vao mandray telo izy; / ala voninahitra: Oer. ala baraka); / ala vonkina: fanamparana ny fo, ny hatezerana amin' ny hafa, amin'ny naman'ilay namely ny tena noho ny tsy nahazoana namely azy; / ala uory: fanalana ny totovory amin'ny basy. Ahitsio
Ala
[admin]
: a.: Fitambarana hazo ma-ro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka. 1 t.i.f.: mianala, mpianala. - F.-p.: Ala mazaotra: ala manifinify fa efa nakana hazo maromaro; I ala mikirindro: ala mbola matevim-be, mikitroka; I ala ngetroka: ala matevina; l ala tsy uaky lay: ala tsy mbola nisy nandia; I ala fady: ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina; / kirihitr'ala: hazo madinika maro, mitambatra ho a-la kely; / ala ihirizana: olona fitokiana hiaro ny tena: lanao no kitro ifaharana sy ala ikirizana. Ahitsio
Akovilavila
[admin]
: (kouilauila), mt. at. (akouilavilao): Atao mikovilavila, na mivilambilana tsy mahitsy be ihany. Ahitsio
Akotsokotsoka
[admin]
: (kotsokotsoka), mt. at. (akotsokotsohy): Ahetsiketsika. Ahitsio
Akotsoina
[admin]
: (akotso), mt. ih. (akotsoy): Asiana akotso na sisiny (lamba): Angaha tsy nakotsoina indray ny lambanao? Ahitsio
Akotso
[admin]
: a.: Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza). - t.i.f.: akotsoina / manakotso / anakotsoana / miakotso. Ahitsio
Akotsetsa
[admin]
: (kotsetsa), mt. at. (akotsetsao): Asesy lazaina ka tsy misy handatsahan'ny sasany akory, aroso lazaina tsy iandrasana ny tenin'ny sasany ho vita akory. Ahitsio
Akotsaba
[admin]
: (kotsaba), mt. fit. (akotsabao): Entina mampamoaka feo ny rano itsapahan'ny tongotra. Ahitsio