Teny nampidirina farany

Ajoro
[admin]
: (joro), mt. at. (aioroy): Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao. / h.o.: Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay. Ahitsio
Ajononoka
[admin]
: (jononoka), mt. at. (ajononohy): Akoriana tsy miato. Ahitsio
Ajono
[admin]
: (jono), mt. at. na fit. (ajonoy): Atao jonc), entina manangoly: Vola ve no ajononao ahy? Nofy izay ho azonao amin'izany! Ahitsio
Ajonjona
[admin]
: (jonjona), mt. at. (ajonjony): Alefa na asaina mandeha mahitsy hatrany, tsy miherikerika tsy miresaka. Ahitsio
Ajongy
[admin]
: (jongy), mt. fit. (aiongio): Entina manis? jongy na zaitra amin'ny sisin-damba. Ahitsio
Ajomoka
[admin]
: (jomoka) mt. at. (ajomohy): Atao tonga jomoka, bonaika tsy miteny firy. Ahitsio
Ajolonjolona
[admin]
: (joloniolona),mt. at. (aiolonjolony): Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: NajolonjolondRabe ter' amin'ny toeran' ny Manampahefana ny zanany, ka naverin'ny mpitandro ny filaminana. Ahitsio
Ajoloka
[admin]
: (joloka), mt. at. (ajolohy): Aiditra ao anatin'ny... Najolony tamin'ilay akanjo ny lohany, fa tsy omby. Ahitsio
Ajolo
[admin]
: (jolo), mt at. (ajoloy): Atao mandroso, mandondona. Ahitsio
Ajoko
[admin]
: (joko), mt. at. (ajokoy) Aondrikondrika: Lava be Randria ka saika voan'ny bala izy raha tsy naiokony ny lohany. Ahitsio
Ajokajoka
[admin]
: a: Fiavonana na fiolonolonana; fampisehoantoetra manambony tena. 1 t,i.f.: miajokajoka, fiajokajoka, mpiajokajoka I iajokajohana, fiajokajohana. Ahitsio
Ajojo
[admin]
: (jojo), mt. at. (ajojoy): Asosa moramora misononoka. Ahitsio
Ajoy
[admin]
: (joy), mt at. (ajoio): A-latsaka tsy miato (ranomaso). Ahitsio
Ajofo
[admin]
: (lofai), mt. at. (ajofoy): Aingaina, asamboaravoara, aely: Najofon'ny rivotra ny uovoka ka ditsoka daholo izahay rehetra. Ahitsio
Ajirika
[admin]
: (jirika) mt. fit. (ajiriho): Ampiasaina hividianana entana hakana tombony: Nisambo-bola tamiko izy hajiriny uary. Ahitsio
Ajinja
[admin]
: (jinja), mt. fit. (ajinjao): Entina mijinja, mikapa, ma-mira. Ahitsio
Ajininika
[admin]
: (jininika), mt. at. (aa jininiho): Asaina mandeha mikoriana na mitete tsy misy fiatoana. Ahitsio
Ajimandrafia
[admin]
: a: Zavatra na biby sampona, izany hoe manan-toetra miavaka tsy toy ny fahita amin'ny karazany; antambo. Ahitsio
Ajima
[admin]
: a.: Zaza-mahagaga, tsy fahita, toy ny gisa mainty. Ahitsio
Ajilojilo
[admin]
: (jilojilo), mt. at. (ajilojiloy): Atao tonga matsilotsilo, mifilofilo. Ahitsio