Teny nampidirina farany

Aila
[admin]
: (ila), mt. at. (ailao): Ivarotana ampahany na antsasany: Toa tsy amidin-dRabe daholo, hono, itY taniny itY fa ailany fotsiny. 1 Atokana: Ailao ireto boky ireto fa houidiko rahariva Ahitsio
Aiky
[admin]
: na Eky ft.: Fankatoavana, tsy fandavana. t.i.f.: ekena, voaeky / manaiky, fanaiky, mpanaiky / anekena, fanekena / miaiky, fiaiky, mpiaiky / iekena, fiekena / mifanaiky 1 mampifanaiky / fifanekena 1 ampifanaikena. Ahitsio
Aikany
[admin]
: p. mt.: Eny, ekany. Ahitsio
Aikany
[admin]
: na Ekany p. rat.: Eny, hay tokoa! Ahitsio
Aika
[admin]
: a.: Toetran'ny zavatra tsara tery, mifanety tsara. ~ Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika atm ny mpiadidy ho ren'ny vahoaka. - t.i.f.: aihina na ehina, voaika, tafaika / manaika, fanai-ka, mpanaika 1 anehana, fanehana / miaika, fiaika, mpiaika 1 mahaika. Ahitsio
Aika
[admin]
: a.: Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria). Ahitsio
Aihina
[admin]
: na Ehina (aika), mt, ih. (aiho, eho): Atao mifatratra, rendrika: Noehina ny tany talohan'ny nananganan-trano. • Antsoina. vorina: Aiho (na eho) ny fokonolona fa hikabary ny filoha. Ahitsio
Aiditra
[admin]
: (iditra), mt, at. (aidiro) Atsofoka ao anatin'ny...:Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety. ? Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin'ilay sekoly ao akaikinay ny zanako. Ahitsio
Aidinono
[admin]
: a.: Zavamaniry manampina ny fivalanan-dra (Euphorbia hirta). Ahitsio
Aidina
[admin]
: (idina), mt. at. (aidino) Atao, alefa midina, entina ho amin'ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana. 1 Arotsaka (rano na voan-javatra): Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano. / Naidina tao an-davabary ny vary rehetra. 1 Arendrika dia alatsaka ao anaty lasitra: Naidina fotsiny angamba it? antsy it? fa tsy mba notefena. Ahitsio
Aiay
[admin]
: a.: Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara. Ahitsio
Ahozongozona
[admin]
: (hozongozona) mt. fit. (ahozongozony): Entina manozongozona, manofokofoka: Baramina no nahozongozony ny vato. - mt. at.: Atao mihozongozona, mihetsiketsika: Nahozongozon'ny sasany ny fanjakana. Ahitsio
Ahotsaka
[admin]
: (hotsaka), mt. at. (ahotsahy): Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano. Ahitsio
Ahotra
[admin]
: ft.: Ato, ianona, anona, anina. t.i.f.: Ahorina, voahotra I miahotra, fiahotra, mpiahotra / iahorana, fiahorana / mahahotra. Ahitsio
Ahosotra
[admin]
: (hosotra), mt. at. (ahosory): Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran'ny trano. Ahitsio
Ahosina
[admin]
: (hosina), mt. fit. (ahoseno): Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky a-ho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany. 1 mt. at.: Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin'ny vouoka ange iny akanjonao uaovao iny e! Ahitsio
Ahosina
[admin]
: (hosina), mt. at. (ahosino): Atao tonga boribory, na boribory lavalava. Ahitsio
Ahosy
[admin]
: (hosy), mt. fit. (ahoseo): Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho. 1 mt. at.: Entimilaza ny zavatra asaina ho-sana: Ny tanimbarinaY amict hahosy uao ny anareo. Ahitsio
Ahorona
[admin]
: (horona), mt. at. (ahorony): Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy. •Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron'ny olona ny vary, omby aman'ondry. ? Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny touolahy. / Nahoron'ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano. ? Baboina: Nahoron'ny fanjakana ny fananan'ilay mpamad ika. Ahitsio
Ahorirana
[admin]
: (horirana), mt. at. (ahorirano): Asaina mijoro, na mandry amin'ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy. Ahitsio