Teny nampidirina farany

Ahezaheza
[admin]
: (hezaheza), mt. at. (ahezahezao): Ajoro, atsangana mijoro tsara: Nahezahezany teo anoloan'ny vahoaka teo ilay zaza zara raha mitafy. Ahitsio
Aheza
[admin]
: (heza), mt. fit. (ahezao) Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena. Ahitsio
Ahevo
[admin]
: (heuo), mt. fit. (aheooy): Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika: It? hazo kely maranitra it? aheuo ny tanimboiy. Ahitsio
Ahevitra
[admin]
: (heuitra), mt. fit. (aheuero): Entina mihevitra, mandinika: Ny saina no ahevitra, fa tsy ny fo. Ahitsio
Ahevingevina
[admin]
: (heuingeuina), mt. at. (aheuingeueno): Akivilivily, avezimbezina. Ahitsio
Ahevihevy
[admin]
: (heaihevy), mt. at. (aheuiheuezo): Akivilivily. Ahitsio
Ahevaheva
[admin]
: (hevaheva), mt. at. (ahevahevao): Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin'ny habakabaka. Ahitsio
Ahetsika
[admin]
: (hetsika), mt. at. (ahetseho): Asaina mihetsika: Ahetseho hoe ny tananao. Ahitsio
Ahety
[admin]
: (hety), mt. fit. (ahetezo): Entina manety, manapaka. Ahitsio
Aherongerona
[admin]
: (herongerona), mt. at. (aherongerony): Ampitahorina, rahonana. Ahitsio
Aherohero
[admin]
: (herohero), mt. at. (aheroheroy): Ahetsiketsika, akorontana, Ahitsio
Aherina
[admin]
: (herina), mt. cit. (ahereno): Averina amin'ny toerana nialany. Ahitsio
Aherika
[admin]
: (herika), mt, at. (ahereho): Avily, ahodivitra (ny maso): Ahereho ny masonao tsy hijery zavatra mety hahatafintohina anao. Ahitsio
Aherahera
[admin]
: (herahera), mt. at. (aheraherao): Atao mitarozaka ela vao aloa (trosa): Aza aherahera ny volako fa misy iiako azy. Ahitsio
Ahentitra
[admin]
: (hentitra), mt. fit. (ahentero): Entina manentitra, manapaka tarangana: It? antsy it? ahentitra ny tady. Ahitsio
Ahenjihenjy
[admin]
: (henjihenjy), mt. at. (ahenjihenjeo): Asaina mihenjy, mikarenjy ets? sy er?. Ahitsio
Ahenjana
[admin]
: (hertiana), mt. at. (aheniano): Atao mihenjana, mihinjitra: Ahenjano ny sandrinao. Ahitsio
Ahendry
[admin]
: (hendry), mt. fit. (ahendreo): Entina mikendry, mitily, mitsikilo. Ahitsio
Ahendratra
[admin]
: (hendratra), mt.at. (ahendrato): Asaina miantsambotra: Ahendratry ny aretina izy io taitaitra matetika io. Ahitsio
Ahenahena
[admin]
:(henahena), mt. at. (ahenahenao): Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano it? zaza it? ka izany no tsy maha-salama azy. Ahitsio