Teny nampidirina farany

Tselotseloka
[admin]
: a.: Fandehanana etsy sy eroa. - t.i.f.: Mitselotseloka, fitselotseloka, mpitselotseloka. Ahitsio
Tselontselona
[admin]
: Mitovy amin' ny Selontselona. Ahitsio
Tselika
[admin]
: p.t.: Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia Jasa midify: An-tselika no nakan'ilay haka ny angadiko teto, - t.i.f.: Tselehina, atselika, voatselika, tafatselika / mitselika, fitselika, mpitselika / itselehana, fitselehana / mahatselika / tselitselika. Ahitsio
Tselehina
[admin]
: (tselika) mt. ih, (tseleho): Alaina na atao amimpahamailahana, amim-pahakingana: Notselehin-dry zalahy ny bokiko nipetraka teto ambonv latabatra. Ahitsio
Tselatra
[admin]
: a.: Fahazavana miserana vetivety eny amin'ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra. ¶ M.h.: Helatra. • p. t.: Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena. - I t.i.f.: Tselarana, atselatra, voatselatra, tafatselatra / manatselatra / mitselatra, fitselatra, mpitselatra / itselàrana, fitselàrana / tselatselatra. Ahitsio
Tselarana
[admin]
: (tselatra) mt. ih. (tselaro): Asiana afo mba hirehitra: Notseiaran'ny sasany ny mololo teo an-tokotaninay halina. Ahitsio
Tselaka
[admin]
: a.: Fihela-kazavana na afo tampoka, fiseranan-taratra haingana. ? h.o.: Hafainganam-pihetsika, hamaila-piteny. - t.i.f. : Tselahana, atselaka, voatselaka, tafatselaka / manatselaka, fanatselaka, mpanatselaka / anatselahana, fanatselahana / mitselaka, fitselaka, mpitselaka / itselahana, fitselahana / mahatselaka / matselaka / tselatselaka / mitselatselaka. Ahitsio
Tselahana
[admin]
: (tselako) mt. ih. (tselaho): Tsoloana afo, tselarana afo: Tselaho amin'izay ireo mololo ireo hanazava ny miaramilantsika. Ahitsio
Tsehontsehonina
[admin]
: (tsehontsehona) mt. ih. (tsehontsehony): Asaina mitsaontsaombava, asaina mamboraka ny tsy filaza. Ahitsio
Tsehontsehona
[admin]
: a.: Tafa, rasa-ka lava taria. • Habasiam-bava, tsaontsaom-bava. 1 Tsy fahatanam-bava, hamantambava. 4 Tsehontsehonina, atsehontsehona, tafatsehontsehona / mitsehontsehona, fitsehontsehona, mpitsehontsehona / itsehontsehonana, fitsehontsehonana / mahatsehontsehona. Ahitsio
Tsehina
[admin]
: (tsaika) mt. ih. (tseho): Alaina mangingina, atao tsy fantatra: Notsehin'ny adala marina ilay bokiko teo! Ahitsio
Tsehatseha
[admin]
: a.: Fihetsika miadana ary tsy maka mahery; famindra mailamailaka ary tsy migodona na kely akory aza (jer. Tsaitsaika). 1 t.if.: Atsehatseha, tafatsehatseha / mitsehatseha, fitsehatseha, mpitsehatseha / itsehatsehana, fitsehatsehana. Ahitsio
Tsefotra
[admin]
: a.: Fipoahana malemilemy; enti-milaza ny fivoahan'ny rivotra voangona ao amin'ny zavatra iras ka tampoka no fialany ao. - t.i.f.: Tseforana, atsefotra, voatsefotra 1 manatsefotra, fanatsefotra, mpanatsefotra 1 anatseforana, fanatseforana / mitsefotra, fitsefotra, mpitsefotra / itseforana, fitseforana / mehatsefotra / tsefotsefotra. Ahitsio
Tseforana
[admin]
: (tsefotra) mt, pdr. (tsefory): Enti-milaza zavatra na olona anapoahana vanja; andefasana ny rivotra na rano voangona ao anaty zavatra: Notseforany rano mahamay tamin'ny basirano 'lita ka uaky nandositra ter?. Ahitsio
Tsefaka
[admin]
: p.t.: Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. - t.i.f.: Tsefahina, atsefaka, voatsefaka, tafatsefaka / manatsefaka, fanatsefaka, mpanatsefaka 1 anatsefahana, fanatsefahana 1 mitsefaka, fitsefaka, mpitsefaka 1 itsefahana, fitsefahana J mahatsefaka 1 tsefatsefaka. Ahitsio
Tsefahina
[admin]
: (tsefaka) mt. ih. (tsefaho): Vakina, triarina. Ahitsio
Tsefa
[admin]
: a.: Jar. Antsefa. - F.-p.: Mampiady tsefa: mitovy ihany amin'ny hoe manao antsefa. Ahitsio
Tseatseake
[admin]
: (Ski) a.: Voronkely lava vava mitovitovy amin' ny goaika ny sorany. Ahitsio
Tsavatsava
[admin]
: a.: Fanaovana hitsin-dalana, ka tsy mizotra amin'ny lalana faleha fa mamakivaky eny rehetra enY manitsaka ny volin'ny olona. 1 t.: Manavatsava, fanavatsava, mpanavatsava 1 anavatsavana, fanavatsavana / mahatsavatsava. Ahitsio
Tsatsoina
[admin]
: (tsatso) mt. ih. (tsatsoy): Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony. ? h.o.: Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny heuitro. Ahitsio