Teny nampidirina farany

Midedadeda
[hery]
:(dedadeda) nit, Manao rehi-be: Midedadeda ny aria Misamboaravoara: Midedadeda ao am.pony ny fitiavany hanalefaka ny faho_ rian'ny mahantra, Ahitsio
Mideboka
[hery]
:(deboka) mt, s,: Enti-milaza rano mamoaka feo fa voakapoky ny tanna: Tsy re akory ny fideboky ny rano tamin'izy nilomano, Ahitsio
Midasidasy
[hery]
:(dasidasy) mt, s,: Mandeha sy mamindra milamina sy maotona: Nidasidasy ny mpisorona nialohan' ny andiana mptserivy, Ahitsio
Midarondarona
[hery]
:(darondaro na) mt, s,: Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava. Ahitsio
Midarona
[hery]
:(darona) mt, s,: Manao na mamindra na miteny miadana toa tsy rototra, Ahitsio
Midaroboka
[hery]
:(daroboka) mt, s,: Mianjera aa anaty rano, Ahitsio
Midaridary
[hery]
:(daridary) Midiridiry, mibontsina sy henjana: Voky loatra Isambilo ka midaridary aoka izany ny kibony, Ahitsio
Midararaka
[hery]
:(dararaka) Mitalanjolanjona amin'izay rehetra hitanY. Ahitsio
Midaraboka
[hery]
:(daraboka) mt, s, (midaraboha): Mianjera mafy amin'ny tany, Ahitsio
Midaondaona
[hery]
:(daondaona) mt, s,: Manao teny tsy voahevitra entina hanehoana avonavona: Loza izany raha avo. navon'olona, midaondaom. bava izaitsizy izY. Ahitsio
Midanoka
[hery]
:(danoka) mt, s,: Mandeha mamindra miadana ary toa miaingitra, ? Miteny am-piangentsanana, Ahitsio
Midanika
[hery]
:(danika) mt, s,: Ma. hamay sady manempotra: Midanika ny halnandro, 1 Manafana tans eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafi. naritra ny midanika amin'ny a fo amin'ny andro ririnina, Ahitsio
Midiridiry
[hery]
:feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony, Ahitsio
Midanidany
[hery]
:(danidany) p.t.: Ahitsio
Midangana
[hery]
:(dangana) Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin'ny vary azon'ny mbola misy ray volana vao fararano. Ahitsio
Midanesaka
[hery]
:(danesaka) mt, s,: Mandeha tsy miraidraika; mamindra miadana sy miresaresa, Ahitsio
Midananaka
[hery]
:(dananaka) mt, s,: Mitomoe-poan, mitorevaka fotsiny, mipetrapetraka tsy manao na inona na inona, Ahitsio
Midanadana
[hery]
:(danadana) mt, s, sady p.t.: Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Raha ta handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana. Ahitsio
Midanabo
[hery]
:(t, tr,) p.t.: Misavoana, Ahitsio
Midalaboboka
[hery]
:(dalaboboka) mt. s,: Mianjera mafy, 1 Tsy mahahetsika, ~ Mandeha mi. araka betsaka, Ahitsio