Teny nampidirina farany

Midakadaka
[hery]
:(dakadaka) mt, s,: Mibakabaka rehefa mandeha, Ahitsio
Midaingidaingy
[hery]
:(daingidaingy) mt, s.: Mandeha mivembena toa mila hianjera toy ny zaza vao miana-mandeha, Ahitsio
Midaindaina
[hery]
:(daindaina) mt, s,: Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahaua. ratra, 1 Maneno mankarenintsorina: Nidaindaina ny bin. gona tao amin'ny tobi-mia. ramila vao taltra aho, Ahitsio
Midaika
[hery]
:Midaikadaika (daika) mt, s, (midatkadaikd): Mandeha misabakabaka. Ahitsio
Midagaga
[hery]
:(dagaga) mt, s.: Gaga, fa amin'ny endrik'olona toa adaladala ka mitonaka eo, Ahitsio
Midadasika
[hery]
:(dadasika) p.t.: Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina, ? M.h,: Midadasika, malalaka, be sakana migodana, la-va oroanana, lava ezaka, tsy taka-basy, tsy hita fetra, tsy hita lany, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hi-ta avanavana, tsy hita popbka, tsy taka-pololorina, tsy takatra eritreritra, tsy azo veroka, Ahitsio
Midadaka
[hery]
:(dadaka) mt, s,: Miteny haingana sy miboredika; mikodedika, Ahitsio
Midadadada
[hery]
:(dada) mt, s,: Miteny miahotrahotra: Mbola zozo midadadada ny zanak' i Vao. Ahitsio
Midaboka
[hery]
:(daboka) mt, s, (mi. daboha): Mianjera, miletsy, raya: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra, / Nida. boka ny governemanta, ? Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am.pan. driana, 1 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka, 1 Miaiky heloka mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo.maty ny anao fa potsitra ny laingany, Ahitsio
Midabbka
[hery]
:(dabbka) mt, s, (mi. dabbfa): Mamoaka feo mi_ doboka, Ahitsio
Midabofoka
[hery]
:(dabofoka) p.t.: Mianjera indray miantoraka: Nidabofoka ilay omby: hay izy io efa narary hatrany antsaha, Ahitsio
Midaboboka
[hery]
:na Miandaboboka (daboboka) mt, s, (midoboboha, miandaboha): Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby. 1 Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody. Ahitsio
Midabebaka
[hery]
:(dabebaka) p.t.: Fisaka mivelatra be: Midabebaka be ny tarehin'io tovolahy io, ? M,h,: Belaka, tasitasy, ta. bebaka, Ahitsio
Midabaka
[hery]
:(dabaka) mt, s,: Safotra ao anaty rano, milentika anaty rano: Midabaka ao anaty vilany ny fotsimbary, Ahitsio
Midabadaba
[hery]
:(dabadaba) mt, s.: Manatsikobana rano amin'ny tanana aman-tongotra rehefa miditra ao anaty rano na milomano, 1 Mandany be loatra tsy amin'antonY: Loza raha hidabadaba loatra ny anao lahy ka voa vao manon_ tany tena hoe: "Nankaixa ny tanteliko teto?" Ahitsio
Midababaka
[hery]
:(dababaka) p.t.: Fano morona, tondraka, tsy anerany, mihoa.pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin'ny ketsa, 1 Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao, Ahitsio
Mibotitaka
[hery]
:(botitaka) p.t.: Mi. tovy amin'ny Botitaka. Ahitsio
Mibotetaka
[hery]
:(botetaka) mt, s, (mibotetaha): Mipetraka a. amin'ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin'ny tany daholo ny oiona mpamangy, ~ h,o,: Mijanona amin'ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka omin'ny misy azy eo ihany, ! Mipetraka tsy manao na inona na ino_ na fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foa_ na Rabe fa tsy miasa, Ahitsio
Mibotanaka
[hery]
:(botanaka) Be kibo, be roroha, Ahitsio
Mibosesika
[hery]
:(bosesika) mt.s. (miboseseha): Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery, Ahitsio