Teny nampidirina farany

Takitsoka
[admin]
: p. t.: Tafalentika sy mihizina, tafidina ambany tsy afa-mihetsika. - t.i.f. : Takitsohina, atakitsoka, voatakitsoka, tafatakitsoka / manatakitsoka, fanatakitsoka, mpanatakitsoka / anatakitsohana, fanatakitsohana / mitakitsoka, fitakitsoka, mpitakitsoka / itakitsohana, fitakitsohana / mahatakitsoka. Ahitsio
Takitsohina
[admin]
: (takitsoka) mt. ih. (takitsoy): Atoraka mafy, lalina dia lalina. Ahitsio
Takisina
[admin]
: a.: Jar. Tankisina. Ahitsio
Takina
[admin]
: (taky) mt. ih. (takio): Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo uaua. ? Ilaina, tadiavina: Takin'ny toetr'andro izany zauatra izany. Ahitsio
Takimoka
[admin]
: a.: Hehy tanana tsy atao mafy, hehy tsy vaky. - t.i.f.: Tafatakimoka / mitakimoka / mahatakimoka. Ahitsio
Takilotse
[admin]
: (Ski) a.: Anaram-bahy misy lainy mampalailay ny voany. Ahitsio
Takilodrano
[admin]
: a.: Aretina avy amin'ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, rnivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan'ny aty sy ny sarakaty. Ahitsio
Takilaina
[admin]
: (takila) mt. ih. (takilao): Esorina ny ilany. Ahitsio
Takila
[admin]
: p. t.: Toetran'ny zavatra nahafahana ny ilany. ? a.: Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin'ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato. / Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo. - t.i.f. : Takilaina, atakila. voatakila / manatakila, fanatakila, mpanatakila / anatakilana, fanatakilana / mitakila, fitakila / itakilàna, fitakilàna / mahatakila. Ahitsio
Takiky
[admin]
: p.t.: Tsy manan-javatra na inona na inona, vava takiky. ? h.i.: Manjoretra sy mitanondrika. - t.i.f.: Atakiky, voatakiky, tafatakiky / manatakiky, fanatakiky, mpanatakiky / anatakikiana, fanatakikiana / mitakiky, fitakiky, mpitakiky / mahatakiky. Ahitsio
Takidiarana
[admin]
: a.: Kibo be; kibo mandroso be, mirotarota. Ahitsio
Takiboka
[admin]
: a.: Fano (rano na rivotra hidiana tsy afa-mivoaka), enti-milaza vay feno na-na, efitrano hipoka olona. ? h.o.: Vitsy teny, jomdka. - t.i.f.: Atakiboka, voatakiboka, tafatakiboka / manatakiboka, fanatakiboka, mpanatakiboka / anatakibohana, fanatakibohana / mitakiboka, fitakiboka, mpitakiboka / itakibohana, fitakibohana / mahatakiboka. Ahitsio
Takibaka
[admin]
: a.: Jer. Takiba. Ahitsio
Takibahana
[admin]
: (takibaka) mt. ih. (takibaho): Asiana na tevehina eo amin'ny takibaka. Ahitsio
Takiba
[admin]
: na Takibaka a.: Ny ilany amin'ny kibo, ny faritra eo anelanelan'ny taolantehezana farany ambany sy ny moja. — Ilazana koa ny elanelan'ny zoro amin'ny rindrina, na afovoan'ny zoro anankiroa. - t.i.f.: Takibahana, atakibaka, voatakibaka / manatakibaka, fanatakibaka, mpanatakibaka. Ahitsio
Taky
[admin]
: a.: Fakana ny an'ny te-na (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin'olona. i t. if.: Takina, ataky, voataky, tinaky / mitaky, fitaky, mpitaky / itakiana, fitakiana / mahataky. Ahitsio
Taketrana
[admin]
: na Takaitrana p.t.: Misy takaitra, misy tsininy, misy kilemany: Taketrana ity hazo ity fa misy tonony. Ahitsio
Takemotra
[admin]
: ft.: Fiverenana tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra; hem otra. • t. t. f.: Mitakemotra, fitakemotra, mpitakemotra / itakemorana, fitakemorana. Ahitsio
Takembo
[admin]
:(Tsm) a.: Bosoa fanao amin'ny fintana. Ahitsio
Takelaka
[admin]
: a.: Zavatra fisaka ary manify mielakelaka. ? Tahon-jozoro tohitohizina amin'ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika. ? Ny ravin-taratasy isanisany amin'ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity. Ahitsio