Somondrara [admin] | : | p. t.: Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin'ny fitombon'ny nonony na ny fibontsiny. Ahitsio |
Somolasola [admin] | : | (t, tr.) p.t.: Simbasimba. Ahitsio |
Somokotra [admin] | : | p.t.: Miezaka mafy, revo amin'ny raharaha a-tao: Somokotra er? Rakoto m iasa. - t.i.f• : Misomokotra. Ahitsio |
Somodasoda [admin] | : | (t.tr.) p.t.: Mahafenofeno (fofona). Ahitsio |
Somizo [admin] | : | a.: Enti-milaza lamba natao tamin'ny kofehy landihazo tahaka ny soga ilrany, saingy madinika tsars tenona kokoa. Ahitsio |
Somitika [admin] | : | p.t.: Maloto, solitika. Ahitsio |
Somisika [admin] | : | a.: Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin'ny fanondroko ha-via. i• p.t.: Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko ha-via. Ahitsio |
Sominia [admin] | : | (fr. cheminée) a.: Tadinim-basy. Ahitsio |
Somindrany [admin] | : | ppt. feh.: Satria, noho. Ahitsio |
Somindaina [admin] | : | (sominda) mt. ih. (somindao): Tapahin-tenda (enti-milaza biby vonoina). Ahitsio |
Sominda [admin] | : | a.: Fanapahan-tendam-biby hovonoina — Aretina mivonto izay mandoaka ny traotraoka ka mahafaty haingana. i Somindaina, fanominda, asominda, voasominda / manominda, fanominda / mahasominda. Ahitsio |
Somina [admin] | : | a.: Tsihy zairina hitahirizana ny valala nampangotrahina kely, dia nahahY ho maina. Ahitsio |
Somidika [admin] | : | (s-om-idika) p. t, : Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity ro ity ka tsy azo omena ny marary. if t.i.f.: Misomidika, fisomidika. Ahitsio |
Sometroka [admin] | : | p.t.: Maintin'ny setroka. • Mikonetaka sy mifendrotra ny tarehy. Ahitsio |
Somerongerona [admin] | : | p. t.: Maloto misy tsikoko mitakovana. Ahitsio |
Somedika [admin] | : | p.t.: Maniry na lia-na, nefa tsy afa-manoatra noho ny fikaviaviana. - t.i.f.: Misomedika, fisomedika. Ahitsio |
Someby [admin] | : | Somebiseby p. t.: Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin'ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin'ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona. - t.i.f,: Misomebiseby, fisomebiseby. ¶ M. h.: Miheninkenina. Ahitsio |
Sombinana [admin] | : | (sombina) mt, ih. (sombino): Akana, analana ilany kely: Sombino ia hena io. • Roritina, sintonina: Nosombinako ny sofin'ilay zazalahy nandainga. Ahitsio |
Sombina [admin] | : | a.: Ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany. 1 p.t.: Nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ha tsy tiako, - t.i.f.: Sombinana, asombina ( manombina, fanombina, mpanombina / anombinana, fanombinana ) mahasombina / sombintsombina. - F.p-,: Sombin'aina: entimilaza amim-pitiavana ny zanaka. ¶ M. h.: Menaky ny aina, silaky ny aina, singotry ny aina, vahatry ny aina. ? h.i.: Enti-milaza ny vady tiana koa. Ahitsio |
Sombalahivilana [admin] | : | a.: Fisotroantoaka maro karazana indray miaraka. Ahitsio |