Teny nampidirina farany

Solifaka
[admin]
: p. t.: Bolisatra vilana. i t.i.f.: Solifahaea, voasolifaka f manasolifaka, fanasolifaka, mpanasolifaka f anasolifahana, fanasolifahana 1 misolifaka, fisolifaka, mpisolifaka / isolifahana, fisolifahana 1 mahasolifaka. Ahitsio
Solifahana
[admin]
: (solifaka) mt. ih. (solifaho): Abolisatra mivilana amin'ny tongotra — (toy ny tsihy izany, ohatra). Ahitsio
Solietnà
[admin]
: (fr, sous-lieutenant) a,: Ambaratongam-pahambonlana na gradin'ny mlaramlla eo anelanelan'ny Aspirà izay ambaniny sy ny Lietnà amboniny; mitovy fahamboniana amin'ny Enseigne de vaisseau kilasy faharoa amin'ny tanisa an-dranomasina (fer. Grady). Ahitsio
Solia
[admin]
: na Solie (fr. soulier) a.: Kixaro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny ]ohany ihany no feno. Ahitsio
Soly
[admin]
: a.: Jar. Sodina. Ahitsio
Solfa
[admin]
: (angl. solfa) a.: Famakia-mozika amin'ny soratra. Ahitsio
Solelaka
[admin]
: p.t.: Marivo aty, saliaka. ? a.: Fivelarana ary fisokafana. • h. o.: Tambitamby sy kolikoly atao mba hahafaly lehibe na dia tsy mendrika aza. - t.i.f.: Solelahina, asolelaka, voasolelaka, tafasolelaka 1 manasolelaka, fanasolelaka, mpanasolelaka 1 anasolehana, fanasolelahana 1 misolelaka, fisolelaka, mpisolelaka 1 isolelahana, fisolelahana I mahasolelaka / soleladelaka. Ahitsio
Solelahina
[admin]
: (soielaka) mt. ih. (solelaho): Atao tonga saliaka, be vava. • Ilana handitra ka anaovana fandokadokafana tsy mendrika. Ahitsio
Salehotra
[admin]
: Fihasimban'ny Salehotra. Ahitsio
Solehina
[admin]
: (solika) mt. ih. (soleho): (masinina, milina) Hosorana menaka: Efa ela angaha ity milina ity no nosolehina. Ahitsio
Solatra
[admin]
: a.: Tifitra. - F,-p.: Sola-bava: voadidy. Ahitsio
Solatra
[admin]
: a.: Tany mandry soroka, misolampilampy. • Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala. - t.i.f.: Solarana, asolatra, voasolatra, sinolatra / manolatra, fanolatra, mpanolatra / anolarana, fanolarana 1 misolatra, fisolatra, mpisolatra 1 isolarana, fisolarana I mahasolatra 1 solatsolatra. Ahitsio
Solarana
[admin]
: (solatra) mt. ih. (solary): Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka: Nosoiaran'ny sabatra ny sandriny. • Atomboka: Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny. Ahitsio
Solapotsy
[admin]
: a.: Ny mangahazo voavofy. Ahitsio
Solantsolana
[admin]
: a.: Famindra sy fandeha feno anjona sy miandranandrana. - t.i.f.: Tafasolantsolana 1misolantsolana, fisolantsolana, mpisolantsolana / isolantsolanana, fisolantsolanana I mahasolantsolana. Ahitsio
Solangaina
[admin]
: (solanga) mt. ih. (solangao): (volo) Akarina eo ambony handrina dia ampandrina atao milavo any aoriana. (antsy) Atao miforitra any aoriana ny tendrony. Ahitsio
Solanga
[admin]
: p. t.: Enti-milaza zavatra — indrindra ny volo na ny tandroka — miakatra mankany ivoho: Vola solanga. - t.i.f.: Solangaina, asolanga, voasolanga, tafasolanga I manasolanga, fanasolanga, mpanasolanga f anasolangana, fanasolangana 1 misolanga, fisolanga, mpisolanga 1 isolangana, fisolangana 1 mahasolanga f solangalanga. * Ohab.: Aleo joko mihasolanga toy izay solanga mihajoko: enti-milaza fa tsara ny ambany misondrotra ho avo noho ny efa ambony mitotongana ambany. Ahitsio
Salanandrana
[admin]
: sy Solandranandrana a.: Famindra na fandeha mianjonanjona tsy mijery ambany. - t.i.f.: Asolanandrana, voasolanandrana, tafasolanandrana J misolanandrana, fisolanandrana, mpisolanandrana / isolanandranana, fisolanandranana I mahasolanandrana. Ahitsio
Solana
[admin]
: (sola) mt. ih. (solao, na solay): Atao mangadihady tsy misy volo: Solana ny lohan'ny relijiozy lahy sasantsasany. ? h.i.: Esorina ny tendrony. Ahitsio
Solampina
[admin]
: (solampy) mt, ih, (solampio): Atao mandry soroka manary rano. Ahitsio