Teny nampidirina farany

Mibohaka
[hery]
:(bohaka) p.t.: Mibontsina ho ngeza, misavovona be: Mibohaka be ireto sesi-kidoro fretta, 1 Migaragara sy mivaha ho azy. Ahitsio
Mibohaboha
[hery]
:(t, tr,) p.t.: Somebiseby, Ahitsio
Mibofona
[hery]
:(bofona) mt, s,: Mangetotra. Ahitsio
Mibofoka
[hery]
:(bofoka) mt, s,: Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: A-sa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am.pandria_ ny ao izy. Ahitsio
Mibofaka
[hery]
:(bofaka) mt, s,: Manetona, mandefa na miterapofona, Ahitsio
Miboeriboerika
[hery]
:(boeriboerika) mt, s,: Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana. Ahitsio
Mibodo
[hery]
:(bodo) mt, p, (mibodoa): Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin'olona, 1 Mikiry, mana di-do. ha: Mibodo amin'ny heviny aoka izany Rakoto, Ahitsio
Mibodika
[hery]
:(bodika) mt. P. (mibodeha): Mampifangaro be misafotofoto. M.h,: Mampisafotofoto, mansafotofoto, manafotofoto, mampisavorovoro, ma. nsavorovoro, mamorovoro, mampisaritaka, manasarltaka, mampikorokoro, mana. korokoro, manakotikotika, mampikorontana, manakorontana, mampifangaro, mampifanjevo, Ahitsio
Miboboka
[hery]
:(boboka) mt, s, (miboboha): Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo.drano tany amin'izay nalehany tany, Ahitsio
Mibobobobo
[hery]
:(bobobobo) mt. s,: Mifioka (toy ny rivotra) 1 Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy, Ahitsio
Mibobaka
[hery]
:(bobaka) p,t, sady mt, s,: Mivonto na mizihitra makadiry: Nibobaka ny tongony taorian'ny niartjerany, Ahitsio
Miboana
[hery]
:(boana) mt, s,: Mivoha amim-peo mafy; migoa. na,/ Mangetotra, Ahitsio
Miboalaboala
[hery]
:(boalaboala) p, t.: Mifanety, mifanizina, mikitroka: Kirihitr'ala miboalaboala, Ahitsio
Miboaka
[hery]
:(fit,.p,) mt. : mivoaka. Ahitsio
Miboadaboada
[hery]
:(boadaboada) mt, s,: Miteny misafotofoto, miboredidredika, Ahitsio
Mibo
[hery]
:(bo) mt, s,: Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zauona, 1 Entimilaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova. / Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny uovo. ka hehezin'io akoho fo, Ahitsio
Mibo
[hery]
:(bo) mt, s,: Mipoaka mafy; mandefa feo lavais-va na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? (fiteny koa ny hoe manao bo), Ahitsio
Mibitsika
[hery]
:(bitsika) mt, s, (mibitsiha): Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon'ny hafa, ? M,h,: Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? ? Pa no nambitsika anao iza. ny? Ahitsio
Mibitaka
[hery]
:(bitaka) mt, s, (mibttaha): Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin'ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, ho-fa tanna: Nibitaka i Fara fa afaka tamin'ny fanadina_ na, Ahitsio
Mibisioka
[hery]
:(bisioka) mt, s,: Mivily lalana: Mibisioka loatra ny teninao, / Nibisioka tamin'ny nikendreny azy ilay bala, Ahitsio