Teny nampidirina farany

Sinasatra
[admin]
: (sasatra) mt. ih. misy tsofoka in: Sasatry ny, vizaky ny: Sinasatry ny nandeha aho. Ahitsio
Sinasaka
[admin]
: (sasaka) mt. ih, misy tsofoka in: Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany iasan'ny tao atsimo, ny ilany lasan'ny tao avaratra. Ahitsio
Sinarika
[admin]
: (sarika) mt. ih. misy tsofoka in: Lemena: Olona nosinariky ny aretina. Ahitsio
Sinaraka
[admin]
: (saraka) mt. ih. misy tsofoka in: Voasaraka, sarahina. Ahitsio
Sinara
[admin]
: (sara) mt. ih. misy tsofoka in: Andoavana sarany, hofany vetivety: Efa nosinaranao ve ilay lakana? Ahitsio
Sinaotra
[admin]
: (saotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voasaotra, isaorana, isarahana (vady): Vady efa nosinaotrany iny Ramatoa in y. Ahitsio
Sinangy
[admin]
: (sangy) mt. ih. misy tsofoka in: Voasangy, sangina. Ahitsio
Sinandoka
[admin]
: (sandoka) mt, ih. misy tsofoka in: Voasandoka, sandohana, lazaina fa an' ny tena ka alaina: Nosinandony ny lambako. Ahitsio
Sinanda
[admin]
: (sanda) rat. ih. misy tsofoka in: Voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon'ilay vorona, Ahitsio
Sinambotra
[admin]
: (sambotra) mt, ih. misy tsofoka in: Voasambotra, samborina: Bibimora sinambotr'ankizy. Ahitsio
Sina
[admin]
: p.t.: Tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy manan-kalahatra, very hevitra, gifla: Si-na Rasoa nony nandre fa hampifanatrehina izy sy Rauao. - t.i.f.: Asina / mahasina. - F.-p,: Maty sina: tsy tsaroana intsony, hadino tanteraka. * Ohab.: Sinn ohatra ny sifotra naian-doha: enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy. Ahitsio
Simony
[admin]
: a.: Jar. Somony. Simpona a.: Karazan-gidro. Ahitsio
Simia
[admin]
: (fr.' chimie) a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinikauy toetra amam-pomban'ny zavatra, ny asa amam-piovany vokatry ny fikambanany na fifangaroany. Ahitsio
Simbana
[admin]
: (simba) mt. ih. (simbao): Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, roviti,da, ratraina: Nosimban'7koto ny bokiko. / Nosimban'ny mpangalatra ny voli ay, ? Ovana ho ratsy: Hos~mban'ny naman-dratsy iny z,enakao iny. ~ Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana ne: Tandremo sao simban'ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto rshy. 1 h,o.: Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosim ban 'ny mpiasa tao antrano ilav zanany vous,. Ahitsio
Simba
[admin]
: p.t.: Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io! 1 Levona: Simban'ny havandra ny volin-dry zareo. ? Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario. - t.i.f• : Simbana, asimba, voasimba, sinimba / manimba, faniea, mpanimba / animbana, fanimbana / misimba, fis{mba, mpisimba / isimbana, ftsimbana / mahasimba / simbasimba. Ahitsio
Siman
[admin]
: (fr. ciment) na Simenitra (angl. cernent) a.: Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika. 1 h.o.: Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavar10, Ahitsio
Simaka
[admin]
: a.: Potiny kely avy amin'ny vatabeny: Sima-kazo. 1 p.t.: Nahafahana kely: Simaka ny nifiko. - t.i.f.: Simahina,nasimahana, asimaka, voasimaka, tafasimaka I manasimaka, na manimaka, fanimaka, mpanimaka / animahana, fanimahana / misimaka, fisimaka, mpisimaka 1 isimahana, fisimahana / mahasimaka / simatsimaka. Ahitsio
Simaina
[admin]
: (sima) mt. ih. (simao): Vakina atao dimbana (ny molotra ambony na ny morona). Ahitsio
Simahina
[admin]
: Simahana (simaka) mt. ih. (simaho): Alana, tsoahina amin'ny fisintonana azy: Simaho io rantsan-kazo io. Ahitsio
Sima
[admin]
: p. t.: Nahafahana na vaky simaka ny molotra, misy rava na tsy mitovy sisina amin' ny namany. - t.i.f.: Simaina, voasima 1 manima, fanima, mpanima 1 animana, fanimana / mahasima. Ahitsio