Teny nampidirina farany

Mibeda
[hery]
:Jer, Mambeda, Ahitsio
Mibebaka
[hery]
:(bebaka) mt, s, (mibebaha): Miaiky ny hadisoana mitais. / Mifona, manga. ta-pamelana: Mibebaka aminao aho, 1 Miova ho tsara miova ho kristianina: Nibe? baka talohan'ny naha fatesa. ny ilay Rangahy tsy nino an' Andriamanitra tery avaratra tery, Ahitsio
Mibata
[hery]
:(bata) mt, p, (mibatd): Manainga zavatra amin'ny tanna, Ahitsio
Mibaribary
[hery]
:(baribary) mt, s, na p.t.: Miseho tsy misy miafina na kely aza. Ahitsio
Mibareraka
[hery]
:(bareraka) p.t.: Miroraka, mivaroraka (na arabakiteny na an'ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao, fa misik ina herimpo, mahereza, Ahitsio
Mibarera
[hery]
:(barera) mt, s, sady p.t.: Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo !zay, 1 Miroraka, milatsaka toy ny elatra na n? lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny e. latr'ity vorona ity, 1 Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy, Ahitsio
Mibarareoka
[hery]
:(barareoka) mt, s,: Enti-mllaza ny feon'ny ondry manant). Ahitsio
Mibararaka
[hery]
:(bararaka) p.t.: Mifantsitsitra be, Ahitsio
Mibararaka
[hery]
:(bararaka) mt, s.: Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin'ny vava, ? M,h,: Mibosasaka, migorodana, migororoana, Ahitsio
Mibarara
[hery]
:(barara) mt, s,: Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan'ny mpamototra, Ahitsio
Mibaraingo
[hery]
:(baraingo) p.t.: Miolikolika, miolanolana, Ahitsio
Mibaradaka
[hery]
:(baradaka) mt,s,: Mitent' tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan'ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin'ny fanadinana ka nibaradaka be ihany, 1 Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin'ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy, Ahitsio
Mibanjina
[hery]
:(banjina) mt, p, (mibanjina): Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany. Ahitsio
Mibango
[hery]
:(bango) mt, s.: Entimilaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana. Ahitsio
Mibandrina
[hery]
:(bandrina) mt, p, (mibandrina): Mijery mifantoka olona amin'ny maso mivontirika, mahatahotra, Ahitsio
Mibanaka
[hery]
:(banaka) mt, s,: Mitovy hevitra amin'ny "Mibanabana" (tsarovy ny fitovizan-kevitry ny teny verindroa sy ny teny tsotra niaviany mit ovana ka - tra . na, miullavila sy mivilana), Ahitsio
Mibanaika
[hery]
:(banaika) mt, s,: Mamindra tsy taltra, tsy ro. totra; mihaminkamina fatratra, Ahitsio
Mibanabana
[hery]
:(banabana) mt, s.: Mivoha tant eraka, misokatra araka Izay fara flsokafany, Ahitsio
Mibalitalita
[hery]
:(balita) mt, a.: Voky mitsinatsinaka, / Vetaveta Batna, Ahitsio
Mibalelaka
[hery]
:mt. p,: Mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny teny hoe Balelaka (jer, io tenY io). Ahitsio